Dans la mme rubrique

Raharaha Ambohitrimanjaka « Tsy tokony hila ady amin’ny vahoaka ny fitondrana »

11/10/2019

Nahitsy ny teny nambaran’ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka Miray na VAMI, fa tokony hitady toerana hafa hananganana ilay tetikasa Tanamasoandro ny fanjakana,

Raharaha Ambohitrimanjaka « Tsy tokony hila ady amin’ny vahoaka ny fitondrana »

Hamaky ny tohiny...

Fanodikodinana volam-panjakana 27 miliara ariary ny fatiantoka herintaona

11/10/2019

Eo amin’ny tsenam-baro-panjakana no tena ahitana ny fanodinkodinana ny volam-panjakana araka ny fanadihadiana nataon’ny filankevitra ara-pitsipi-pifehezana momba ny tetibola sy ny vola (CDBF) nandritra izay herintaona katroka nijoroany izay.

Fanodikodinana volam-panjakana 27 miliara ariary ny fatiantoka herintaona

Hamaky ny tohiny...

Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos

10/10/2019

Ankoatra ny fampahafantarana ireo karazana hajia nampiasain’ny paositra hatramin’izay dia nisy ny fitokanana ny biraon’ny paositra laharana faha-255 teny Vassacos omaly alarobia 09 oktobra.

Paositra Malagasy Notokanana ny Birao faha-255 eny Vassacos

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanamasoandro Niditra an-tsehatra ny SE-BTP

07/10/2019

Nisy ny fivoriana sy ny fifanakalozana hijerena ny fiaraha-miasa amin’ny fanatanterahana ny tetikasa Tanamasoandro

Tetikasa Tanamasoandro Niditra an-tsehatra ny SE-BTP

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasan’ny DHL sy SOS Villages d’enfants 5000 ireo tanora nizatra asa

07/10/2019

10 taona lasa izay no nanombohan’ilay fandaharan’asa Gotech izay nanampiana ireo tanora niatomboka tany amin’ny SOS Village d’enfants.

Fiaraha-miasan’ny DHL sy SOS Villages d’enfants 5000 ireo tanora nizatra asa

Hamaky ny tohiny...

Tanàmasoandro Tsy hilefitra ny fanjakana

07/10/2019

Tsy vao izao no niresahako azy. Efa an-taonany maro no niresahana azy.

Tanàmasoandro Tsy hilefitra ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fandoroana tanety Mampigadra 5 ka hatramin’ny 10 taona

04/10/2019

Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety. Mampigadra dimy ka hatramin’ny folo taona an-tranomaizina ny fandoroana tanety.

Fandoroana tanety Mampigadra 5 ka hatramin’ny 10 taona

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fampiasana Aterineto Mbola tara i Madagasikara

20/09/2019

Hifarana anio ny fikaonan-doha nasionalin’ny “Aterneto” izay efa natomboka omaly tetsy Anosy.

 

Hetsika natao hanenjehana ny fahataran’i Madagasikara amin’ny fampiasana Internet. Mpampiasa fototra ny aterineto ny mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo noho ny fampiharana ny rafi-pianarana LMD kanefa na eny aza dia mbola maro ny tsy misitraka izany. Tanjona amin’ity hetsika ity ny  hahazoan’ny mpianatra Internet manerana ny nosy. Hamoraina araka izany ny vidin’ny fampidirana “Connexion” isaky ny tokantrano mba ho afaka hampiasa azy ny Malagasy manerana ny nosy. Tsiahivina fa 300.000 Ariary farafahakeliny ny sarany ankehitriny ary mbola misy ireo faritra tsy takatry ny tambajotra miasa eto amintsika. Dingana iray no efa vita dia ny fahafahan’ny mpandraharaha tsy ankanavaka misehatra amin’ny fanomezana tolotra “Fibre optique”. Paik’ady faharoa ny dinika an-databatra boribory hanetsehana ireo mpandraharaha araka ny nambaran’ny ISOC na ny orinasan-tserasera aterneto eto Madagasikara.

 Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana