Dans la męme rubrique

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

18/10/2019

Nanaitra ny maro ny hafatra navoakan’ny depiote Rahasimanana Paul Bert na Rossy tao amin’ny tambajotran-tserasera omaly,

Vaky ny adin’ny MAPAR Tsy ho zakanareo ny alahelonay, hoy i Rossy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

18/10/2019

Manoloana ny fanambarana ny hoe : “Ity no KANDIDAM-PANJAKANA, TSY MAINTSY io no LANIANA !

Fifidianana any Betafo Kandidam-panjakana no tsy maintsy holaniana?

Hamaky ny tohiny...

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

18/10/2019

Herinandro vitsivitsy sisa no isaina dia hiditra tanteraka anatin’ny fifidianana Ben’ny tanàna isika.

SEFOM-POKONTANY AO IVATO Fito no indray nalana tamin’ny toerany omaly

Hamaky ny tohiny...

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

18/10/2019

Tafiakatra 60 000 ariary na 80 000 ariary ny saram-pisoratana anarana eo anivon’ny EPP, CEG… amin’izao.

Vahoaka Malagasy Hobadoin’ny mpitondra…

Hamaky ny tohiny...

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

18/10/2019

Naninona no maika be ny fanendrena ireo governora andiany voalohany ireny nefa ny andiany faharoa toa nihisatra ?

Fanendrena governora Toa tanteraka moana ny HCC…

Hamaky ny tohiny...

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

17/10/2019

Tsy misy izany governora izany ao anaty lalàmpanorenena. Ao anatin’ny firenena federaly io fa tsy misy eto amintsika.

Politika sy afera Ambohitrimanjaka Nampitandrina Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

17/10/2019

Ny komity ifotony ho an’ ny fampandrosoana(CLD), hatramin’izay, dia ny eo anivon’ny distrika sy ny depiote no nitantana azy.

Tetibola ho an’ny CLD “Tokony hotantanin’ny kaominina mivantana”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

20/09/2019

Antoko nanana ny naha izy azy ny HVM saingy tsy re tsaika intsony taorian`ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

 

 

 

 

Fantatra amin`izao fa ao anaty fivoriana ny antoko niarahana tamin`ireo mpikambana nandinihana ny fiainam-pirenena. Mijery ary mametraka paikady politika amin`izao izy ireo. Fotoanana fanomanana fifidianana kaominaly sy monisipaly izao ka maro ireo antoko mandray anjara. Tsy hita tabilao anefa izy ireo. Tsy mangina ny antoko fa mijery ny asan`ny fanjakana, hoy ny mpikambana iray ao anatin` ny antoko. Tsy midika faharesena ny fahanginana fa tafiditra ao anatin`ny paikady politika. Mamela malalaka ny fitondrana hanao ny asany sy ho tony ny antoko. Tsy hanao toy izay natao taminy  ny taona 2014. Vao lany ny filoha Rajaonarimampianina dia nanomboka ny fanakorontanana maro samihafa sy famingampinganana. Ny HVM dia milaza fa tsy misafidy fanaratsiana. Nilaza ity mpikambana ity fa tsy misy intsony ny famatorana ara-politikan`ireo olona ireo. Navelan`ny antoko malalaka izy ireo. Inona ny sata mifehy azy ireo eo anivon` ny Minisoteran` ny Atitany ? Mpanohatra tokoa ve ? Marihina fa manana anjara seza ity antoko ity ao anatin`ny vondrona Rodoben` ny Mpanohitra ho an`ny Demokrasia eto Madagasikara  (RMDM) saingy tsy mbola nisy fanambarana ampahibemaso. Ny azo antoka kosa anefa dia hiverina an-tsehatra eo amin`ny tontolo politika ny antoko tsy ho ela.

 

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana