Dans la męme rubrique

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

18/10/2019

Tsy an-kijanona intsony lozam-pifamoivoizana izay mahafaty ny mpandeha moto. Omaly dia nisy iray hafa indray namoy aina tetsy Talatamaty.

Talatamaty Maty tsy tra-drano ilay mpitondra mĂ´tĂ´

Hamaky ny tohiny...

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

18/10/2019

Karohina ilay manamboninahitra izay “commandant de compagnie” teo aloha tao Ampanihy-Andrefana voalaza ho nanaotao foana ny talata teo.

Zandary mamo nitifitra tamin’ny basiny Divi-janahary no tsy nahavoa ilay tovolohy

Hamaky ny tohiny...

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

18/10/2019

Vao nahita ireo mpitandro filaminana ireo mpifoka rongony eny Ambatomaro dia nirifatra nitsoaka.

AMBATOMARO Mpifoka rongony nifanenjehan’ny polisy

Hamaky ny tohiny...

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

18/10/2019

Efa maro no lasibatra ka fantatry ny ankamaroan’ny mponin’ny Toamasina ny endrik’ireo jiolahy sy ny fihetsiny ary ny bajaj fitondrany. T

TOAMASINA Tra-tehaka ireo mpitondra « tuc tuc » mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

17/10/2019

Vola sandoka mitentina 20 tapitrisa ariary no sarona tao Vavatenina ny talata 15 oktobra 2019.

Akaiky ny fifidianana Vola sandoka 400 tapitrisa ariary sarona

Hamaky ny tohiny...

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

16/10/2019

Olona folo no voarohirohy tamin’ny kidnapping zazavavy kely 1 taona sy tapany teo Ambohimangakely ny faran’ny herinandro teo. Mbola mitohy hatrany ny famotorana raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena.

KIDNAPPING AMBOHIMANGAKELY 10 no voarohirohy hiakatra fampanoavana anio

Hamaky ny tohiny...

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

16/10/2019

Olona efatra mpiray tsikombakomba miaraka amin’ny mpamilin’ilay fiara feno entana tsy nazava no voarohirohy ary eo am-panohizana ny fanadihadiana ny vondron-tobim-paritry ny zandary ao Ambatolampy.

Entana tamina fiarabe nampiahiahy Sarona teny amin’ny lalam-pirenena faha-7

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Kidnapping teny Ambohidratrimo Nandraviravy 6 tapitrisa Ariary ny zandary ilay jiolahy

18/09/2019

Voasambotra teo Ankadibe Ambohidratrimo afak’omaly atoandro ilay mpaka an-keriny nikasa hanolana zazavavy 17 taona teny Andakana ny zoma teo.

 

 

 

Noraviravizany vola 6 tapitrisa ariary ny zandary ho raharaham-pihavanana. Resin’ny mpitandro filaminan’ny kaompanian’Ambohidratrimo ny kolikoly fa niroso tamin’ny fanamborana izy ireo, raha ny vaovao ofisialin’ny zandary. Voalazan’ny fianakavian’ny lasibatra fa efa saika voasambotra ny faran’ny herinandro teo  izy io fa ny vadiny no namoaka azy tao am-baravarankely Tsy nanaiky hatramin’ny farany tamin’ny fanolanana ilay tovovavy araka ny fampitam-baovaon’ny havany na notereny sy nodarohany ary nodorany aza. Soa ihany fa nisy ilay tovovavy namany afaka niantso fokonolona. Ankoatra ny toerana izay an-kodahoda sady akaiky fasana teny Andakana, ary ny laharan’ny fiara efa nalany, nahitana zava-maranitra koa tao anatin’ilay fiara tsy mataho-dalana, raha ny fampitam-baovaon’ny fianakaviana hatrany.

Tsy mpifankatia velively izy ireo, manaporofo izany ny resaka miafina nifaovan’izy ireo tao anaty “facebook”, hoy ny renin’ilay tovovavy. Ny fampitam-baovaon’ny zandary no nilaza fa hiakatra fampanoavana anio ny raharaha raha vita ny famotorana. Milaza tsy hanaiky lembenana hatrany ny fianakavian’ny lasibatra, indrindra amin’ny raharaham-pitsarana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana