Dans la mme rubrique

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakàna,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...

Fandoavan-jiro ao Toamasina Mampijaly ny filaharambe

18/02/2020

Manoloana ny fijaliana ateraky ny filaharana lava reny eo Ampanefana ny fakitiora ny jiro sy rano lanin’ny mpanjifa ny orinasa Jirama ao Toamasina dia nametraka lamina ho fisorohana izany ny Tale-paritra, Toto Jean de Dieu, sy ny ekipany.

Fandoavan-jiro ao Toamasina Mampijaly ny filaharambe

Hamaky ny tohiny...

Vahiny mpitrandraka ao Sofia Sady manimba tontolo iainana no tsy ara-dalàna

18/02/2020

Nitondra fanazavana mikasika ny zava-misy ao amin’ny faritr’i Sofia, indrindra ny momba ireo harena misy ao amin’iny faritra iny tetsy amin’ny Kifa restaurant

Vahiny mpitrandraka ao Sofia Sady manimba tontolo iainana no tsy ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Marais masay Notrongisin’ílay fiara kely ny andrin-jiro

17/02/2020

Nitolefika nodomin`ny fiara kely iray ny andrinjiron`ny JIRAMA mitondra herinaratra mahery vaika eny amin`ny “Rocade Marais Masay” ny alahady maraina tamin`ny roa ora tany ho any.

Marais masay Notrongisin’ílay fiara kely ny andrin-jiro

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy maty rehefa avy nodidiana Notriarin’ny havany ny razana nijerena ny taovany

17/02/2020

Zokiko izay nodidiana tao amin’ny hopitaly iray tao Vohipeno dia ambarako aminareo namana ato fa nisy tsy tao ny taova rehefa nosavaina ny maty satria tsy mety mino ny sain’ny fianakaviana,

Lehilahy maty rehefa avy nodidiana Notriarin’ny havany ny razana nijerena ny taovany

Hamaky ny tohiny...

Lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Ilay saika hamonjy indray no voaompa ?

17/02/2020

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Atsimondrano omaly tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva.

Lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Ilay saika hamonjy indray no voaompa ?

Hamaky ny tohiny...


Tranga

TSARATANANA SY ANJOZOROBE Miverina amin-kery ny asan-dahalo

13/09/2019

Mikolay tanteraka ny mponina amin’ny faritra anelanelan’i Tsaratanana sy Anjozorobe. Nanamparan’ny dahalo ny heriny tanteraka Ambakireny,

 

 

 kaominina farany atsinanana amin’ny distrikan’i Tsaratanana manamorona an’Anjozorobe, faritanin’Antananarivo sy Amparatanjona kaominina avaratra andrefan’ny distrikan’Anjozorobe. Nahitana fanafihan-jiolahy tao Morafeno, Amparatanjona ny talata teo, sahabo tamin’ny 6 ora hariva. Ny zandary avy ao Betatao no nidina tany an-toerana ka nanampy ireo fokonolona nanara-dia. Omby enina no avotra tamin’ireo  34 very. 

Tafaverina tamin'ny tompony ihany koa ny omby 23 taorian'ny fanarahan-dia nataon'ny miaramila ao amin'ny holafy 322/2 RM3 Ambakireny. Vantany vao naheno ny fanafihan-dahalo tao amin'ny fokontany Marovitsika distrikan'i Tsaratanàna ny miaramila notarihin'ny kapiteny Randriambelomana ny voalohan’ny herinandro teo, dia nanao ny asany avy hatrany ka izao nahitana vokatra tsara izao. Miandrandra vahaolana azo tsapain-tanana, tahaka ny “opération” ireo mponina izay mandry tsy lavo loha any an-toerana.

Haja Nirina

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana