Dans la mme rubrique

Shenzen – Chine Mety horarana amin’izay ny fihinanana alika

28/02/2020

Eo an-dalam-pandrarana ny fihinanana henan’alika sy henan-tsaka ireo tompon’andraiki-panjakana any amin’ny faritanin’i Shenzen – Chine raha araka ny vaovao farany.

Shenzen – Chine Mety horarana amin’izay ny fihinanana alika

Hamaky ny tohiny...

Tournoi de rugby à 7 U 16 sy U 18 anio sy rahampitso Ho “Bojo” ny fidirana eny amin’ny kianja Makis

28/02/2020

Ny AROI « Association Rugby de l'Océan Indien » sy ny Malagasy Rugby dia manolotra ho an’ny mpankafy baolina lavalava ny « tournoi de Rugby à 7 U16 et U18 »

Tournoi de rugby à 7 U 16 sy U 18 anio sy rahampitso Ho “Bojo” ny fidirana eny amin’ny kianja Makis

Hamaky ny tohiny...

Thb Ligue des Champions Malagasy 2020 Hanomboka rahampitso sabotsy 29 febroary ny andro voalohany

28/02/2020

Hanomboka rahampitso sabotsy 29 febroary 2020 sy amin’ny alahady 01 martsa 2020 any Toamasina sy Mahajanga ary any Fianarantsoa sy eto Antananarivo ny andro voalohany,

Thb Ligue des Champions Malagasy 2020 Hanomboka rahampitso sabotsy 29 febroary ny andro voalohany

Hamaky ny tohiny...

Orange Pro-League andro faha-14 Any Fianarantsoa ny 3Fb Toliara no handray ny Fosa Juniors Boeny

28/02/2020

Any amin’ny kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa rahampitso sabotsy 28 febroary 2020 manomboka amin’ny 2ora 30 no

Orange Pro-League andro faha-14 Any Fianarantsoa ny 3Fb Toliara no handray ny Fosa Juniors Boeny

Hamaky ny tohiny...

Mpc Fihezama Mbola miandry ny tapakila avy any La Réunion ny delegasionina

28/02/2020

Raha tokony efa nanainga ho atsy La Réunion omaly alakamisy 27 febroary 2020 ny delegasionina Malagasy avy amin’ny Mpc Fihezama ahitana

Mpc Fihezama Mbola miandry ny tapakila avy any La Réunion ny delegasionina

Hamaky ny tohiny...

Kick Boxing Xtrême Combat Miroso tsara ny fanomanana

27/02/2020

Nohamafisin’i Me Boto Gilbert mpanorina sady mpitarika ny klioba Kick Boxing Lion Force fa miroso soa aman-tsara ankehitriny ny fanomanan’izy ireo ny hetsika

Kick Boxing Xtrême Combat Miroso tsara ny fanomanana

Hamaky ny tohiny...

Karate Wado-Ryu Hizara traikefa amin’ireo zandriny ny mpikatroka tranainy

27/02/2020

Tafahaona ireo mpikatroka tranainy Malagasy eo amin’ny taranja karate style Wado-Ryu toa an-dry sensei Lalajaona, dokotera Alexandre,

Karate Wado-Ryu Hizara traikefa amin’ireo zandriny ny mpikatroka tranainy

Hamaky ny tohiny...


Sport

Basket Tompondaka N1 A dingana faha-2 Andro faran’ny fifanintsanana anio alarobia

11/09/2019

Andro farany amin’ny fifaninanana basikety fiadiana ny ho tompondaka nasionaly 2019 sokajy N1 A lahy sy vavy anio alarobia 11 septambra 2019 mialoha ny hiatrehan’ireo izay tafita hanao ny lalao 1/4-dalana amin’ny zoma.

 

 

 

 

Fandaharan-dalao anio alarobia 11 septambra 2019 :

Grande salle Palais des sports : 09:00-(D) : Ascut Ats/na  # Ankaratra Vaknà;  10:45-(D) : Jea Vaknà  #  Tamifa A/Mania;  12:30-(H) : 2Bc A/Jirofo # Cospn A/Manga ; 14:15-(H) : Mb2All A/manga # Ascut Ats/na ; 16:00-(H) : Mb2All A/Manga  # Sebam Boeny ; 17:45-(H) : Ascb Boeny # Cosmos Diana.   Petite Salle Palais des sports : 09:00-( D) : Bcest A/Andrefana  # Sbbc Boeny ; 1045-( H) : # Cosfa A/manga # Gnbc Vaknà ; 12 :30-(H) : Cnaps Itasy  # Ascut Ats/na.  

Voka-dalao omaly talata 10 septambra 2019 :

Sokajy lehilahy :  Cospn Analamanga - Cnaps Itasy (81-64) ; Ascut Atsinanana - Bcest A/Andrefana  (52-38) ; Ecba A/manga - Ascb Boeny (48-87) ; Sebam Boeny - 2BC A/Jirofo (99-45) ; As Fanalamanga A/mang - Cosfa A/manga (63-71)  ; Cosmos Diana - Gnbc Vaknà  (59-85) ;  Mb2All A/manga -Ascut Ats/nana (74-83).  Sokajy vehivavy : Jea Vaknà # Asa A/manga (71-35) ; Ascut Ats/nana -  Bcest A/Andrefana  (52-38).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana