Dans la męme rubrique

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

19/02/2020

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika amin’izao. Fotoana mahabe ny valan’aretina isan-karazany ary anisan’izany ny « Pesta ».

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

Hamaky ny tohiny...

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

19/02/2020

Milamindamin-dratsy ny ao Ambilobe taorian’ny savorovoro noho fikasana fitsaram-bahoaka noho ny fahatrarana an’i “Body Mena”.

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

Hamaky ny tohiny...

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

19/02/2020

Taorian’ny dian’ny praiminisitra nampahery ireo traboina sy nijery ny fahavoazana,

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

19/02/2020

Rangahy iray no vaosambotry ny polisy ao Arivonimamo ny alatsinainy teo noho ny resaka fihetsika mamoafady (attentat Ă  la pudeur)

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

19/02/2020

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny toerany ny faran’ny herinandro teo ireo ben’ny tanàna miisa 18 lany tao amin’ny distrikan’i Brickaville.

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

Hamaky ny tohiny...

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakĂ na,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Nifandona ny fokonolona sy dahalo 5 no maty, 10 naratra, trano 10 may kila

11/09/2019

Raikitra ny fifandonana teo amin’ny andian-dahalo avy nanafika sy ny fokonolona ary ny mpitandro ny filaminana izay nanao ny fanarahan-dia.

 

 

 

Olona efatra no maty nandritra ny fifandonana ary folo kosa ireo naratra. Ny alatsinainy lasa teo, no namoy ny ainy, ny iray tamin’ireo fokonolona, ka tafakatra 5 no maty. Tao amin’ny kaominina Tsivory, distrikan’Amboasary atsimo, faritra Anôsy no nitrangan’ny asan-dahalo, ny alahady lasa teo. Omby 18 no lasan’ireo malaso. Araka ny fanazavana voaray, andian-dahalo tsy voafaritra isa nirongo basim-borona sy fitaovam-piadiana mahery vaika no nanafika tao amin’io kaominina io. Nanapoaka basy nentina nampitahorana ny fokonolona  tao an-tanàna ireo dahalo. Namaly ny fokonolona, ka teo no nahatonga ireo olon-dratsy nandoro ny tanàna, ka  trano 10 tafo no may nodoran’izy ireo, izay levona hatramin’ny vary tahiry sy entana maro. Omby 18 tao am-bala, an’olona samy hafa no voaroba. Niroso tamin’ny fanarahan-dia ny fokonolona sy ny mpitandro ny filaminana, ka nisy ny fifampitifirana teo amin’ny roa tonta. Olona 5 no namoy ny ainy ary sivy naratra, izay mbola tsaboina ao amin’ny CsbII ao Tsivory amin’izao fotoana izao. Mbola mitohy ny fikarohana ireo dahalo mpanafika hatramin’ny fotoana nanoratana ny lahatsoratra.

 

Sitraka r.   

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana