Dans la mme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Herisetra teny Anosipatrana Vehivavy naolana sy novonoina, roalahy maty voadaroka..

06/09/2019

Omaly vao maraina be tokony ho tamin’ny 5ora dia nahitana vehivavy iray manodidina ny 40 taona maty nihoson-dra tsy nisy fitafiana intsony ny tapany ambany teny digy Anosipatrana akaikin’ny Sicam Anosizato. Sady efa voaolana no mbola nototana vato koa ny lohany ka mangana tanteraka.

Raha ny tombatomban'ny mpijery teo dia naolana izy ary nesorina ny ainy avy eo. Tsy lavitra teo dia nisy roalahy maty koa mety mpiambina ilay orinasa vao amboarina eo akain’ny Sicam ihany io andro io ihany voavely “bois rond”. Raha ny fahitan’ny manodidina, mety niantso vonjy ilay ramatoa dia saika hanavotra izy roalahy. Somary mangingina io toerana io, fa mpanao biriky no misy eo ampita tsy dia lavitra eo. Efa tonga teny an-toerana ny fokontany Anosipatrana sy ny polisin’i Ilanivato. Vao harivariva iny toerana iny dia tsy azo antoka. Mody miandry taksibe eo Anosizato izy ireo, mody mandeha an-tongotra. Raha sodoka ianao fa misy namana dia sakafony.

Toky R& Rabeso

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana