Dans la męme rubrique

Vaky trano sy halatra biby fiompy 3 lahy nidoboka am-ponja

18/09/2019

Saron’ny polisy ny fikambanan-jiolahy mpamaky trano ao Imanja. Lehilahy miisa telo no tra-tehaky ny polisy any an-toerana ny alahady 15 septambra lasa teo noho ny famakiana trano.

Vaky trano sy halatra biby fiompy 3 lahy nidoboka am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Fanendahana teny 67ha Andrasana izay ho sazin’ilay jiolahy mody mamo

18/09/2019

Natolotra ny fitsarana omaly talata 17 septambra ilay lehilahy mody mamo manararaotra manendaka eny 67ha. Raha tsiahivina, ny 15 septambra teo tamin’ny 5 ora hariva nahasamborana azy teo am-panaovana ny asa ratsiny izy no nisy ny antson’ny tsara sitrapo ka tonga ny polisy.

Fanendahana teny 67ha Andrasana izay ho sazin’ilay jiolahy mody mamo

Hamaky ny tohiny...

Kidnapping teny Ambohidratrimo Nandraviravy 6 tapitrisa Ariary ny zandary ilay jiolahy

18/09/2019

Voasambotra teo Ankadibe Ambohidratrimo afak’omaly atoandro ilay mpaka an-keriny nikasa hanolana zazavavy 17 taona teny Andakana ny zoma teo.

Kidnapping teny Ambohidratrimo Nandraviravy 6 tapitrisa Ariary ny zandary ilay jiolahy

Hamaky ny tohiny...

Analavory Tra-tehaka ireo dahalo 2 mpamatsy omby halatra ny renivohitra

18/09/2019

Dahalo raindahiny roalahy no voasambotry ny zandary tao amin’ny paositry ny zandary Analavory distrika Miarinarivo ny alakamisy 12 septambra teo. Nandritra ny famotorana natao no niaiken’izy ireo ny heloka vitany ka nilazany fa saika hamidy aty Antananarivo ireto omby vositra ireto.

Analavory Tra-tehaka ireo dahalo 2 mpamatsy omby halatra ny renivohitra

Hamaky ny tohiny...

IHOSY Sarona ny atidohan’ny varo-drongony

18/09/2019

Ny fanomezam-baovaon’ny olona tsara sitrapo sy ny fanadihadian’ny polisy no nahafantarana ny atidohan’ny varotra zava-mahadomelina tao Ihosy.

IHOSY Sarona ny atidohan’ny varo-drongony

Hamaky ny tohiny...

ANDRAVOAHANGY Voavonjy ilay dokotera vavy noratrain’ny mpanendaka

18/09/2019

Efa tsy misy ahiana ny ain’ny mpiasan’ny fahasalamana iray noratrain’ny jiolahy tamin’ny antsy.

ANDRAVOAHANGY Voavonjy ilay dokotera vavy noratrain’ny mpanendaka

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny zava-mahadomelina Rongony 3 taonina tra-tehaky ny zandary

16/09/2019

2 980 kg no vesatry ny rongony 150 000 fototra nongotana milanja 1 680 kg sy zavamahadomelina maina 1 300 kg nokasaina hamidy tany amin’ny ditrikan’Ambanja sy Ambilobe.

Ady amin’ny zava-mahadomelina Rongony 3 taonina tra-tehaky ny zandary

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fifohana sigara anaty fiara Nidongy ilay mpamily taksibe notenenina

05/09/2019

Ny mpamily nifoka sigara notenenina indray no tezitra. Io no fototry ny olana ka nampisahotaka ireo mpandeha teo Analakely, afak’omaly tolakandro.

 

 

 

 

 Vehivavy iray no nilaza fa tsy zakany ny fofona sigara ka nikitika azy io. Nisafoaka ilay mpamily ary io fikitihina io no lazainy fa tsy tantiny. Nanampy ilay tovovavy sy ny namany lehilahy ireo mpandeha nilaza fa tsy natao ho an’ny mpanjifa ihany ny soratra ambony fa  ny mpamily ary ny mpanampy azy koa dia samy rarana ny fifohana sigara. Nidongy tsy nihetsika ilay mpitondra fiara raha tsy miala ireo mpivady. Samy niziriziry teo. Kinanjo niainga ihany afaka 15 minitra saingy tamim-pilongilongiana tanteraka. Rehefa miankindoha amin’ny sigara toy izao, tsy mahatsindry ny vatana, indrindra ny saina. Tsy vao izao akory no nahitana mpamily mifoka eny am-pandehanana, avoaka ny tanana an-kavia mitazona sigara sy ny loha rehefa hisintona kanefa ny setroka miditra amin’ny varavarankely. Rehefa hampakatra saran-dalana ihany matetika ny tompon’ny taksibe sy ny mpamily ary ny resevera no manaja ny mpandeha sy ny bokin’andraikitra. Fiteny mahazatra koa moa ny hoe : “Rehefa eny an-dalana mifoka sigara”

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana