Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

27/08/2019

Any ianao izay ry Jean ! Lasa tsy an-kiteniteny. Fa lasa aiza marina ianao e ?

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

Hamaky ny tohiny...

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

05/08/2019

Eeeh ! Jean a ! Mba henoy ihany ny akama nahatafita na dia tsy omenao toerana aza.

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

 

 

 

 

 

Ho avy ny Papa Ray masina hitsidika antsika

Mody atao mibaliaka ny masoandro na dia mangatsiaka

Ekena fa manan-kaja ny vahiny horaisina eto an-tanàna

Fa hitohy sa hijanona hatreo fotsiny ilay fanatsarana ?

 

Ary isika Malagasy ve mba mahay mikajy ny zava-bita ?

Satria iaraha-mahalala ireny fa mahasoa antsika

Enga anie ity fitsidihana masina izay ho avy 

Mba hitondra tsioka vao ho antsika mianakavy.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana