Dans la mme rubrique

Fanenjehana mpitondra ambony Manasarotra ny fampiharana lalàna ny depiote

28/02/2020

Miandry ny tena fanombohan’ny asan’ny Fitsarana Avo (HCJ) aloha ny olom-pirenena. Ny 20 febroary lasa teo ny lanonana ara-pitsarana fianianan`ireo mpikambana ao anatin`ny Fitsarana avo (HCJ).

Fanenjehana mpitondra ambony Manasarotra ny fampiharana lalàna ny depiote

Hamaky ny tohiny...

Moussa Soalihy “Tsy mora ny mitantana firenena.”

28/02/2020

Amin’ny fitondrana firenena dia ilaina ny fisian’ny mpanohitra sy tsikera, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana Miozolimanina, Moussa Soalihy.

Moussa Soalihy “Tsy mora ny mitantana firenena.”

Hamaky ny tohiny...

Honoré Rasolonjatovo “Mibaribary ny fitiavan-tseza ataon`ny HVM sy TIM”

28/02/2020

“Hitantsika ny zava-misy amin`izao. Manao fanoherana bontolo fotsiny ny antoko HVM syTIM”,

Honoré Rasolonjatovo “Mibaribary ny fitiavan-tseza ataon`ny HVM sy TIM”

Hamaky ny tohiny...

Lalàmpanorenana Maro ireo andininy miteraka adihevitra

28/02/2020

Voafaritra ao anivon`ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI) taona 2020 fa hiatrika fitsapan-kevi-bahoaka isika eto Madagasikara amin`ity taona ity.

Lalàmpanorenana Maro ireo andininy miteraka adihevitra

Hamaky ny tohiny...

Fanonganana Tsy mbola afa-doza ny praiminisitra…

28/02/2020

Efa iny niaraha-nahalala iny ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra nampiantso fivoriana tsy ara-potoanan’ny parlemanta roa tonta manomboka ny 4 martsa izao.

Fanonganana Tsy mbola afa-doza ny praiminisitra…

Hamaky ny tohiny...

Filoha Rajoelina Nidina be ny taham-pankafizan’ny olona azy

28/02/2020

Tsy mahafantatra.izay tena laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana, raha jerena amin’ny fomba fiasany.

Filoha Rajoelina Nidina be ny taham-pankafizan’ny olona azy

Hamaky ny tohiny...

Olivier Rakotovazaha -MFM “Tsy mampino hoe izao fitondrana izao no hamerina ny Iles Eparses”

28/02/2020

Naneho ny fahitany ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ankehitriny tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Olivier Rakotovazaha, ny antoko politika MFM.

Olivier Rakotovazaha -MFM “Tsy mampino hoe izao fitondrana izao no hamerina ny Iles Eparses”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fifidianana ben’ny tanàna Mbola mangina ny fanaterana ny antontan-taratasin’ireo kandida

04/09/2019

Maro ireo kandida no efa nilaza fa hirotsaka hofidiana ben’ny tanàna.

 

 

Hatramin’ny anio anefa, 6 andro nisokafan’ny fanaterana ny antontan-taratasin-kofidiana dia mbola kandida tokana ihany aloha hatreto no naneho ny fahavononany ary nanatitra ny taratasiny teny anivon’ny Ovec teny Nanisana, ny alakamisy lasa teo, dia ny antoko APM na “Antoko Politika Madio” izany. Nambaran’ireo tompon’andraikitra misahana ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo kandida eo anivon’ny distrika, teny Nanisana, dia mbola mangina aloha hatreto  ny fanaterana izany ary tsy mbola nisy kandida nanatitra taratasy koa teny hatramin’ny omaly.  Ireo kandida hilatsaka hofidiana ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra no mbola andrasana amin’izao, raha ny fanazavana. Voalaza fa misy antoko politika no mbola sahirana mitady olona hatolotra. 13 ny distrika mandrafitra ny faritra Analamanga, saingy, mbola nisy tsy nametraka ny taratasiny ireo efa nilaza fa ho kandida. Naka ny andinindininy sy ny taratasy ilaina no efa nisy nanontany teny amin’ny Ovec teny Nanisana, hoy hatrany ny fanazavana voaray.Mitovitovy amin’izay ihany koa ny eny amin’ireo Ovec maro na eto Antananarivo sy ny manodidina io na any amin’ny faritra.

 

Sitraka r. 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana