Dans la męme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

Tranga

RAHARAHA KIANJABE MAHAMASINA Fifanojoan'ny resaka no nahatonga an'i Patrick voarohirohy

03/09/2019

Ny andro nidinan'ny elikoptera teo Mahamasina, tsy teo an-toerana i Patrick Andriamisa, tompon’andraikitry ny kianjabe Mahamasina,

 raha ny filazan’ny fianakaviany fa nijery ny toerana handraisana ny papa tany Soamandrakizay. Ny alarobia mialoha io no nisy haino aman-jery  nanontany azy raha misy olona hafa te hiditra eo amin'ny toerana fanaovam-baolina Mahamasina. Namaly mazava ity Tale eo anivon'ny CUA ity tamin'ny haino aman-jery fa mila fankatoavan'ny mpanolotsaina ny tanànan'Antananarivo fa tsy izy na ny Ben'ny tanàna no mahatapaka izany.

Nandeha mantsy ny feo fa ny alarobia mialoha io no nisy teratany vahiny nijery ifotony ny mety ho fanamboarana ny kianja. Ny zoma no tonga tampoka ilay angidimby ka nisy nanely tamin'ny tambajotran-tserasera fa mety tohin'ilay resabe nandeha ny alarobia teo. Voaantso ho ao Mahamasina io Tale eo anivon'ny CUA io ny sabotsy ary tonga dia lasa teny amin'ny polisy Anosy, araka ny fampitam-baovaon'ny fianakaviany. Niakatra fampanoavana omaly izy sy ny mpanao gazety telo. Araka ny fampitam-baovao ofisialy anefa elikoptera nanatanteraka andrana fiantsoana amin'ny fahatongavan'ny Papa ray Masina no teny Mahamasina.

Haja Nirina

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana