Dans la mme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Halatra omby tao Fenoarivobe Mbola miandry fatratra ny “puce” ny mpiompy

03/09/2019

Mbola andrasana fatratra hatrany ny “puce” na zana-pinday apetraka amin’ireo omby, raha ny loharanom-baovao azo antoka avy amin’iny faritra afovoany andrefan’ny faritanin’Antananarivo iny.

 Hatreto aloha, na dia ao amin’ny faritra Bongolava nanatanterahana izany voalohany aza, mbola andihizan’ny dahalo ny faritra, tahaka ny ao Fenoarivobe. Tamin’ny 29 aogositra tamin’ny 2 ora sy sasany maraina no nitranga ny halatra omby. Ny tanànan’Androfiabe, fokontany sy kaominina Ambohitromby, distrikan’i Fenoarivobe no notafihin’ireo jiolahy ka nahazoany omby 20. Tamin’ny 6 ora sy sasany maraina vao nahazo  fampandrenesana tamin’ny sefom-pokontany ny mpitandro filaminana tany an-toerana, tao amin’ny tobim-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Ambohitromby. Voalaza mantsy fa an-tsokosoko no nidiran’ireo dahalo tao an-tanàna. Tsy fantatra ny isan’ireo malaso. Tsy nisy ny fifandonana teo amin’ireo jilahy sy ny fokonolona. Raikitra avy hatrany ny fanarahana ny dian’omby ka 17 tamin’ireo biby fiompy 20 no tafaverina tamin’ny tompony. Ny iray efa novonoin’ny dahalo nataony vatsin-dalana, raha ny fampitam-baovao avy eo amin’ny zandary Ankadilalana. Ny borigadin’ny zandary ao amin’ny renivohitry ny kaominina nidina ifotony no manatanteraka ny fanadihadiana sy ny famotorana ary ny tohin’ny raharaha.

 Haja Nirina

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana