Dans la męme rubrique

MPIBATA ENTANA NIFAMONO

08/10/2019

Nifamono ny samy mpibata entana tetsy Ambanidia. Olona iray no maty rehefa voatsatoky ny antsibe teo amin’ny tendany.

MPIBATA ENTANA NIFAMONO

Hamaky ny tohiny...

BASY POLETA 9mm

07/10/2019

Basy poleta 9mm no nampiasaina tamin’ny fanafihana ny farmasia Ivato.

BASY POLETA 9mm

Hamaky ny tohiny...

SAHIRANA NY MPANALA FANADINANA

02/10/2019

Tao anatin’ny oram-be tanteraka no nirava ny mpianatra izay avy niatrika ny fanadinam-panjakana Bakalorea omaly.

SAHIRANA NY MPANALA FANADINANA

Hamaky ny tohiny...

TRANO NIPETRAHAN-DRAINILAIARIVONY

01/10/2019

Trano nipetrahan’ny Praiminisitra Rainilaiarivony tamin’ny 1863 ka hatramin’ny 1895 ilay niteraka olana tetsy Amboditsiry.

TRANO NIPETRAHAN-DRAINILAIARIVONY

Hamaky ny tohiny...

HERINARATRA AVY AMIN’NY MASOANDRO

16/09/2019

Hahazo tobim-pamokarana herinaratra avy amin'ny masoandro i Antsirabe ka ny orinasa Witec no hiandraikitra ny fanorenana izany.

HERINARATRA AVY AMIN’NY MASOANDRO

Hamaky ny tohiny...

RAIM-PIANAKAVIANA NISY NAMONO

11/09/2019

Nisy namono ny lehilahy iray, raim-pianakaviana izay nandeha namonjy fiandrasam-paty.

RAIM-PIANAKAVIANA NISY NAMONO

Hamaky ny tohiny...

RAHARAHARAH-CKIKIY

06/09/2019

Sazy an-terivozona 15 taona an-tranomaizina no azon’ireo olona izay nanafika sy nikasa ny hifofo ny ain’ilay mpanakanto malaza antsoina hoe Rah-Ckiky.

RAHARAHARAH-CKIKIY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

TIM Ambohimanarina

03/09/2019

Toy ny fanaony isan-taona dia nanomboka omaly alatsinainy 2 septambra ny fampianarana maimaimpoana hiatrehana Bakalorea karakarain’ny antoko Tiako I Madagasikara eny Ambohimanarina.

 

 Efa fanao nanomboka ny taon-dasa izy io, hoy ny depioten’ny boriborintany fahenina, Todisoa Andriamampandry ary efa miisa 200 ankehitriny ireo nisoratra anarana ho amin’izany ka ny 30 septambra izao no vita ny taranja rehetra.

Fitohanan’ny fiara

Tsy azo iainana intsony ny fitohanan’ny fiara eto Antananarivo aterak’ity fanamboaran-dalana manerana ireo fokontany ity. Misy mihitsy ireo fiara mpitati-bahoaka manararaotra manova lalana sy mampiakatra ny sarany avo roa heny.

Paraky-Ankadimbahoaka

Eo amin’izay resaka fitohanana izay indrindra dia nangaina toa tsy nisy mpiahy mihitsy ireo mpiandry taksibe ho eny Paraky sy Ankadimbahoaka iny omaly satria dia tsy hitan’izy ireo izay azo atao manoloana ny fanapahan-kevitr’ireo mpitatitra hanova ny lalany ho any Tsimbazaza. Fanampin’izay,  tsy nisy saran-dalana ambanin’ny 1000 ariary navelan’izy ireo niditra ny fiara.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana