Dans la mme rubrique

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

20/02/2020

Anisan’ireo fifanekem-pandaharan’asa (contrat programme) nataon’ny minisiteran’ny serasera sy kolontsaina tamin’ny filoham-pirenena ny famerenana ny vaky boky any an-dakilasy.

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

20/02/2020

Nesorina tamin’ny toerany araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra natao ny 13 febroary lasa teo ny tale misahana ny “Regulation des Medias”

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

20/02/2020

Mpiasam-panjakana ambony miisa 2 izay heverina fa hitazona toerana tena saropady eto amin’ny firenena no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 19 febroary.

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

20/02/2020

Miantso ny tompon’andraikitra rehetra eto an-tanàna mba hijery akaky ny fako etsy amin’ny Paraky Soanierana fa efa tsy rariny intsony.

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Helikoptera hipetraka eny Alarobia sy Antsonjombe Nandefa fangatahana any amin’ny CUA ny Tafika

03/09/2019

Nandefa taratasy fahazoan-dalana any amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ny minisiteran’ny fiarovam-pirenena tamin’ny alalan’ny Lehiben’ny Etamazaoro jeneralin’ny tafika Général de division Rakotonirina Théophile Justin omaly.

 

 

 Fangatahana fampiasana ny parking eny amin’ny kianjan’Alarobia sy ny eny amin’ny Coliseum Antsonjombe mba hametrahana angidimby  iandraketana ny fitandroana filaminana mandritra ny fandalovan’ny Papa François ny 6-10 septambra ho avy izao io. Ny tanànan’Antananarivo Renivohitra rahateo no mampiantrano azy, ka anton’izao fiaraha-miasa izao. Ny teo anivon’ny tanànan’Antananarivo rahateo moa dia efa naneho fa tsy izy ireo mihitsy no hisakana na hanome fahafaham-baraka ho an’ny vahoaka Malagasy amin’izao fandraisana vahiny manan-kaja izao, ka heverina fa tsy hisy ny olana, ary mariky ny fifanajana sy fifanomezam-boninahitra eo amin’ny tafika Malagasy sy ny CUA iadidian’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana izao. Hirariana ny hiravonan’ny disadisa mety niseho satria tsy hisy hanana tombontsoa amin’ny lonilony mihitsy.

 

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana