Dans la mme rubrique

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

06/12/2019

Mihorohoro ny mponina ao amin’ny distrikan’Ankazoabo atsimo amin’izao fotoana izao. Olona 3 no maty notapahin-doha, ka vehivavy ny iray ary lehilahy ny 2 tamin’ireo.

Ankazoabo atsimo Olona telo maty notapahin-doha

Hamaky ny tohiny...

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

06/12/2019

Efa ezahan’ny fitondram-panjakana rakofana «caméra de surveillance» eto an-drenivohitra,

Camera de surveillance Mitaky fitoriana ny fanenjehana jiolahy amin’ny zava-misy

Hamaky ny tohiny...

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

06/12/2019

B98570831 sy B98570849 ary B98570850 no laharana vola sandoka izay mipariaka avy any Ambositra.

Vola sandoka 580 000 ariary Mila hamarinina ireo mari-bola 20 000 ariary

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

04/12/2019

Araka ny fitarainana tonga eo anivon’ny mpitandro filaminana, mitebiteby ireo mpandeha an-tongotra, misy aza ireo voadona ka maratra noho ny afitsok’ireo mpanamory kodiaran-droa.

Fifamoivoizana Hosaziana ireo kodiaran-droa miakatra « trottoir»

Hamaky ny tohiny...

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

04/12/2019

Nanao hetsika ho fanoherana ny fametrahana « fibre optique » ao amin’ny Cité Libanona, ao Taolagnaro ireo fikambanana sy ny mponina any an-toerana.

Libanona - Taolagnaro Lavin’ny mponina marindrano ny fametrahana « fibre optique »

Hamaky ny tohiny...

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

04/12/2019

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teo Andohan'i Mandroseza, omaly 3 desambra, tokony ho tamin'ny 8 ora sy folo minitra.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA Lehilahy iray maty noporetin’ny fiara roa

Hamaky ny tohiny...

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

03/12/2019

Nampivarahontsana ny loza nitranga tany Toamasina. Lehilahy iray no maty tsy tra-drano voahitsaky ny “sémi-remorque” omaly tamin’ny lala-mahitsy “Tropical Fruit”

Voahitsaky ny « sémi-remorque » Potipotika ilay lehilahy, niparitaka ny taovany

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mitaraina ny eny Antohomadinika Safo-drano maloto tanteraka

30/08/2019

Misarika ny sain’ny mpanara-baovao ny safodrano amin’ny vanim-potoanan’ny main-tany eny Antohomadinika, iny amin’ny faritry ny fokontany amin’ny lalamby, mihazo ny III G Hangar, hatreny amin’ny fiantsonan’ny taksibrosy avy any Ambatondrazaka.

 

 

 

 

 Efa herinandro io ary ranon-dolana ny filazan’ny mponina eny azy. Araka ny fanazavan’ny manodidina, misy tatatra fanarian-drano tsentsina kanefa nisy fantsona mpitondra rano vaky ihany koa nanampy trotraka ireo rano maloto avy nampiasain’ny mponina eny amin’iny faritra iva iny ka mahatonga izao tondra-drano izao. Araka ny fampitam-baovaon’ny tompon’andraikitry ny fokontany iray, misy fahasimbana ny milina fitrohan-drano na “groupe éléctrogène” fampiasa amin’iny faritra iny izay famarinana ny rano amin’ireo tatatra lehibe eny an-toerana, indrindra amin’ny lakandranon’Andriantany ka mahatonga ny rano miakatra mampitohy an’Antohomadinika sy Isotry. Voalaza fa raha vao tsy miasa io gropy io na tojo fahatsentsenana ny fantsona dia dibo-rano iny faritra iny. Miandrandra ireo manampahefana eny an-toerana sy amin’ny foibe ny mponina sy ny mpampiasa lalana.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana