Dans la mme rubrique

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

20/02/2020

Anisan’ireo fifanekem-pandaharan’asa (contrat programme) nataon’ny minisiteran’ny serasera sy kolontsaina tamin’ny filoham-pirenena ny famerenana ny vaky boky any an-dakilasy.

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

20/02/2020

Nesorina tamin’ny toerany araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra natao ny 13 febroary lasa teo ny tale misahana ny “Regulation des Medias”

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

20/02/2020

Mpiasam-panjakana ambony miisa 2 izay heverina fa hitazona toerana tena saropady eto amin’ny firenena no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 19 febroary.

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

20/02/2020

Miantso ny tompon’andraikitra rehetra eto an-tanàna mba hijery akaky ny fako etsy amin’ny Paraky Soanierana fa efa tsy rariny intsony.

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Pôle Anti-Corruption Olona 60 no vita famotorana tao anatin’ny 10 andro

30/08/2019

Tao anatin’ny folo andro voalohany nitsaran’ny Pac na ny “Pôle Anti-Corruption” ireo antontan-taratasy mikasika ny kolikoly, dia olona 60 no efa vita famotorana teny anivon’ity rafitra ity.

 

 

Momba ny fanodinkodinam-bolam-panjakana, ny famarotana ny tsenam-baro-panjakana, ny fanondranana volamena, zava-mahadomelina, fanondranana olona, fanaovana hosoka, fanararaotam-pahefana.  Ireo no nanaovan’ny Pac ny fanadihadiana ireo olona voalaza ireo. Ny 18 tamin’izy ireo voasazy ary handoa onitra, ny ambiny kosa afaka noho ny fisalasalana. Ny volana septambra ho avy izao indray ny tohin’ny fitsarana faharoa. Marihina fa misy andiany fito ny raharaha sahanin’ity rafitra miady amin’ny kolikoly ity, hoy hatrany ny fanazavana voaray.

 

Sitraka r.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana