Dans la mme rubrique

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

19/02/2020

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika amin’izao. Fotoana mahabe ny valan’aretina isan-karazany ary anisan’izany ny « Pesta ».

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

Hamaky ny tohiny...

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

19/02/2020

Milamindamin-dratsy ny ao Ambilobe taorian’ny savorovoro noho fikasana fitsaram-bahoaka noho ny fahatrarana an’i “Body Mena”.

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

Hamaky ny tohiny...

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

19/02/2020

Taorian’ny dian’ny praiminisitra nampahery ireo traboina sy nijery ny fahavoazana,

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

19/02/2020

Rangahy iray no vaosambotry ny polisy ao Arivonimamo ny alatsinainy teo noho ny resaka fihetsika mamoafady (attentat à la pudeur)

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

19/02/2020

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny toerany ny faran’ny herinandro teo ireo ben’ny tanàna miisa 18 lany tao amin’ny distrikan’i Brickaville.

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

Hamaky ny tohiny...

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakàna,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Imerimandroso Ambohidratrimo Omby 100 very nandritra ny iray volana

29/08/2019

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amin’ny kaominina ambanivohitra Imerimandroso, distrikan’Ambohidratrimo Avaratra. Omby miisa 100 no lasan’ireo dahalo tao anatin’ny iray volana,

 

 

 

  ary mandeha mianavaratra ny dian’izy ireo, raha araka ny fanazavan’i Dadafara Bera, mponina any an-toerana. Mandry andriran’antsy avokoa ny mponina, indrindra ireo zaza amam-behivavy izay voatery mandry any an-tsaha mihitsy. Efa nisy ny fametrahana mpitandro ny filaminana tao amin’ity kaominina ity saingy be no ho ny vitsy izy ireo. Mampiasa paikady hafa mihitsy ireo dahalo amin’ny fisafidianany izay fotoana hidirany ao an-tanàna ka tsy misy sahy manohitra ny mponina. Raha ny fanazavan’i Dadafara Bera hatrany dia tsy ho foana ny fanondranana omby izay nampanantenain’ny filoham-pirenena matoa mbola mahazo vahana tahaka izao ny halatr’omby any ambanivohitra sady mampiahiahy ny lalana hivoahan’izy ireny. Voakasik’ity asan-dahalo ity ihany koa ireo mponina ao Antanetibe Mahazaza Mahitsy.

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana