Dans la męme rubrique

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

28/02/2020

Ny alatsinainy 3 febroary teo dia nitrangana vono olona feno habibina tao amin'ny fokontany Sarinosy, kaominina Ambanivolo Etrotrika, distrikan’i Farafangana.

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

28/02/2020

Hifarana anio ny atrikasa fanomanana ireo rafitra hanampiana ny fanondranana ara-barotra ao Toamasina na « Atelier de préparation de la mise en place des structure d’appui au exportateurs ( SAE ) ».

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

Hamaky ny tohiny...

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

28/02/2020

Na dia vao tamin’ny 10 ora maraina aza ny andro dia tsy nahasakana jiolahy telo nanendaka lehilahy iray 60 taona teny Soanierana omaly.

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

Hamaky ny tohiny...

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

28/02/2020

Nanamarika ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby fa manaraka ny teknolojia tsara ny fitaovana ampiasain’ízy ireo

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

Hamaky ny tohiny...

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

28/02/2020

Mbola sary ratsy sarotra kosehina teo amin’ny tantaran’ny fitaterana ana habakabaka eto Madagasikara ny nampiditra antsika tao anatin’ny “Annexe B” ny taona 2011 ary tsy nahafahana niala tao anatin’izany raha tsy ny taona 2016.

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

Hamaky ny tohiny...

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

28/02/2020

Tao anatin` ny 15 taona farany dia mihoatra ny tokony ho izy ny isan`ny mponina ka nitombo avo roa heny izany eto an-drenivohitra.

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

Hamaky ny tohiny...

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

28/02/2020

Tsy mitsahatra manao fisafoana manerana ny distrikan’i Vohemar ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP any an-toerana.

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Ambohimanga Rova Rongony 30 kg saron’ny zandary

29/08/2019

Rongony roa kitapo milanja 30 kg no saron'ny tobim-paritry ny zandarimaria nasionaly Ambohimanga Rova ny marainan'ny zoma teo tokony ho tamin'ny 7 ora sy sasany.

Nandritra ny fisafoana natao dia nifanena tamina lehilahy iray mitondra sakaosy ny mpitandro ny filaminana karehefa nosavaina dia rongony rarany no hita nameno io kitapo io. Nanondro ny olona mpamongady fakana ireo entana ity farany rehefa nohadihadiana.  Nandritra ny fisavana natao ny tranon'ireto farany dia nahatratra rongony iray kitapo sy tapany hafa ny zandary. Olona telo moa no voasambotra mahakasika izao raharaha izao ary roa hafa mbola karohana. Natolotra ny fampanoavana ny talata 27 aogositra teo ny raharaha rehefa vita ny famotorana natao azy ireo. Anisan’ny nampanjaka ny tsy fandriampahalemana tamin’iny avaradrano iny ny fitosahan’ny zavamahadomelina.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana