Dans la mme rubrique

Fanenjehana mpitondra ambony Manasarotra ny fampiharana lalàna ny depiote

28/02/2020

Miandry ny tena fanombohan’ny asan’ny Fitsarana Avo (HCJ) aloha ny olom-pirenena. Ny 20 febroary lasa teo ny lanonana ara-pitsarana fianianan`ireo mpikambana ao anatin`ny Fitsarana avo (HCJ).

Fanenjehana mpitondra ambony Manasarotra ny fampiharana lalàna ny depiote

Hamaky ny tohiny...

Moussa Soalihy “Tsy mora ny mitantana firenena.”

28/02/2020

Amin’ny fitondrana firenena dia ilaina ny fisian’ny mpanohitra sy tsikera, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana Miozolimanina, Moussa Soalihy.

Moussa Soalihy “Tsy mora ny mitantana firenena.”

Hamaky ny tohiny...

Honoré Rasolonjatovo “Mibaribary ny fitiavan-tseza ataon`ny HVM sy TIM”

28/02/2020

“Hitantsika ny zava-misy amin`izao. Manao fanoherana bontolo fotsiny ny antoko HVM syTIM”,

Honoré Rasolonjatovo “Mibaribary ny fitiavan-tseza ataon`ny HVM sy TIM”

Hamaky ny tohiny...

Lalàmpanorenana Maro ireo andininy miteraka adihevitra

28/02/2020

Voafaritra ao anivon`ny lalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (LFI) taona 2020 fa hiatrika fitsapan-kevi-bahoaka isika eto Madagasikara amin`ity taona ity.

Lalàmpanorenana Maro ireo andininy miteraka adihevitra

Hamaky ny tohiny...

Fanonganana Tsy mbola afa-doza ny praiminisitra…

28/02/2020

Efa iny niaraha-nahalala iny ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra nampiantso fivoriana tsy ara-potoanan’ny parlemanta roa tonta manomboka ny 4 martsa izao.

Fanonganana Tsy mbola afa-doza ny praiminisitra…

Hamaky ny tohiny...

Filoha Rajoelina Nidina be ny taham-pankafizan’ny olona azy

28/02/2020

Tsy mahafantatra.izay tena laharam-pahamehana ho an’ny vahoaka Malagasy ny fitondram-panjakana, raha jerena amin’ny fomba fiasany.

Filoha Rajoelina Nidina be ny taham-pankafizan’ny olona azy

Hamaky ny tohiny...

Olivier Rakotovazaha -MFM “Tsy mampino hoe izao fitondrana izao no hamerina ny Iles Eparses”

28/02/2020

Naneho ny fahitany ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ankehitriny tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny, Olivier Rakotovazaha, ny antoko politika MFM.

Olivier Rakotovazaha -MFM “Tsy mampino hoe izao fitondrana izao no hamerina ny Iles Eparses”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kajikajy politika Sefom-pokontany 14 nesorina

29/08/2019

Mahatratra 14 ny isan’ireo sefom-pokontany nesorina tamin’ny toerany, omaly.

 

 

 Antony maromaro no voalaza fa nanesorana azy ireo, hoy ny fanazavana voaray. Anisan’izany ny hoe mamofompona TIM, nefa manohana ny fitondrana. An-kilany,  ireo fokontany tsy nahazoana vato  tamin’ny fifidianana solombavambahoaka farany teo. Nambaran’ny sefom-pokontany tsy nitonona anarana fa anisan’ny nalana tamin’ny toerany ny eny Ankadifotsy Ankaditapaka, Ankorondrano andrefana, Ankorondrano Atsinanana ary Ankorondrano Andranomahery. Araka ny fanazavana voaray, anisan’ny fokontany nahavita ny adidiny sy ny andraikitra nampandraiketana azy ireo 14 nalana tamin’ny toerana ireo. Efa tamin’ny taona 2009 izy ireo no nitantana ny fokontany ary niara-dia tamin’ny mpitondra ankehitriny, nefa dia izao nesorina izao. Marihana fa efa naloa ny tambin-karaman’izy ireo nandritry ny 6 volana fa  ny 2 volana  sisa no tsy azo, raha ny fanazavana azo hatrany.

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana