Dans la mme rubrique

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

28/02/2020

Ny alatsinainy 3 febroary teo dia nitrangana vono olona feno habibina tao amin'ny fokontany Sarinosy, kaominina Ambanivolo Etrotrika, distrikan’i Farafangana.

Resaka valifaty Novonoin’izy ireo ilay lehilahy namono an-drainy

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

28/02/2020

Hifarana anio ny atrikasa fanomanana ireo rafitra hanampiana ny fanondranana ara-barotra ao Toamasina na « Atelier de préparation de la mise en place des structure d’appui au exportateurs ( SAE ) ».

Toamasina Haraha-maso ireo mpandraharaha mpanafatra entana

Hamaky ny tohiny...

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

28/02/2020

Na dia vao tamin’ny 10 ora maraina aza ny andro dia tsy nahasakana jiolahy telo nanendaka lehilahy iray 60 taona teny Soanierana omaly.

Lalana Soanierana-Tsimbazaza Lehilahy 60 taona voaendaka amin`ny 10 ora maraina

Hamaky ny tohiny...

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

28/02/2020

Nanamarika ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby fa manaraka ny teknolojia tsara ny fitaovana ampiasain’ízy ireo

METEO Ampandrianomby “Manaraka teknolojia tsara ny fitaovana ampiasainay”

Hamaky ny tohiny...

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

28/02/2020

Mbola sary ratsy sarotra kosehina teo amin’ny tantaran’ny fitaterana ana habakabaka eto Madagasikara ny nampiditra antsika tao anatin’ny “Annexe B” ny taona 2011 ary tsy nahafahana niala tao anatin’izany raha tsy ny taona 2016.

Aviation civile de Madagascar Ahiana hamotika ny orinasa ny fanavaozana natao

Hamaky ny tohiny...

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

28/02/2020

Tao anatin` ny 15 taona farany dia mihoatra ny tokony ho izy ny isan`ny mponina ka nitombo avo roa heny izany eto an-drenivohitra.

Fitombon`ny mponin’Antananarivo Mila miomana ireo kaominina 27 manodidina

Hamaky ny tohiny...

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

28/02/2020

Tsy mitsahatra manao fisafoana manerana ny distrikan’i Vohemar ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP any an-toerana.

Tsy fananana karatra, fahamamoana, vaky trano Olona 18 no nosamborina tany Vohemar

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Mpanatitra mpandeha eny Ivato Tazan-davitra sisa rehefa betsaka ny sidina

27/08/2019

Niteraka olana ho an’ny mpanatitra sy ny mpandeha ny fijanonana lavitry ny seranam-piaramanidina Ivato, ny faran’ny herinandro teo.

 

 

 

Efa tsy azo idirana intsony ilay efitra natokana ho an’ny besinimaro itazanany ireo fiaramadidina tonga na miainga mitondra ny havany, raha tsy mandoa vola misakafo ao ambony.  Ankoatra ny « hall » tsy hatafidirana afa tsy ny mpandeha kanefa ao no ahitana ny karazana tolotra toy ny fahana finday, fanakalozana vola vahiny, nanampy trotraka fa lavitra io toeram-pidirana io dia efa voasakana ireo mpanatitra ka voatery nisahirana nanosika ny entany samirery ireo mpandeha. Vitsy koa ireo irakiraka tazana.

Raha ny tafa manokana nifanaovana tamin’ny mpitandro filaminana dia tsy misy idiran’ny fanomanana ny fitsidihan’ny Papa François izao seho izao. Tranga fahita izany raha ny fampitam-baovaon’ny mpitandro filaminana hatrany noho ny hamaroan’ny mpandeha voromby sy ny fahafenoan’ny fiantsonan’ny fiara. Loharanom-baovao azo antoka hafa anefa nilaza fa mety vokatry disadisa nitranga ny sabotsy tolakandro teo. Teratany vahiny avy any Addis-Abeba izay nandeha Ethiopian Ailines mantsy no voatery nalain’ny mpitandro filaminana ny findainy. Nentiny nakana sary tao anaty seranana io rehefa avy namingavinga ny mpiasan’ny Mada Ozi izay misahana ny  “visa” eny Ivato izy.

Haja Nirina        

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana