Dans la mme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

Tranga

“Kidnapping” sy halatra bevava Sarona ny tambajotra goavana

27/08/2019

Mpaka an-keriny na “kidnapping” miisa 11 indray no tratran'ny zandary ka 5 ny vavy ary enina ny lahy.

Ny 5 aogositra teo izy ireo no naka an-keriny teratany karana mizaka ny zom-pirenena Frantsay teny Ankadivato. Taorian'izay, nisy ny famotorana sy ny fanadihadiana nataon'ny avy eo anivon'ny zandarimariam-pirenena ka nahatrarana azy ireo niaraka tamin'ny moto scouter 04 basy poleta vita vahiny 02 sy Bala 49, finday 04, ody gasy sy kara-panondro hosoka ary puce maromaro. Ankoatra io, mba hamongorana ireo asan-jiolahy izay mitady hahazo vahana tato ho ato dia nanamafy ny paik’adiny ireo polisy avy eo anivon’ny sampana ady heloka bevava “BC ANOSY”. Nohamafisina ny fanangonam-baovao izay nahafahana nisambotra ny lehilahy iray anisan’ireo tompon’antoka amin’ny fanafihana mitam-piadiana heno tato ho ato ary fantatra ihany koa amin’ny resaka halatra moto. Ny 20 aogositra lasa teo  no voasambotra teo Anosy ny lehilahy iray rehefa nanaovan’ny Borigady misahana ny heloka bevava vela-pandrika. Niroso tamin’ny famotorana lalina ireo polisy mpanao fanadihadiana ka nanoro ireo namany hafa ity lehilahy ity izay miisa enina. Mpitandro ny filaminana am-perinasa ny iray amin’izy ireo. Voasambotra ny 21 aogositra izy ireo ka teny Ambohimanarina, Anosimasina Itaosy ary Tsarahonena no nahatrarana azy. Maro ireo olona efa lasibatr’ireto jiolahy ireto ka teratany vahiny no tena tratra. Ohatra, tamin’ny febroary 2019, fanafihana trano fisakafoanana teratany sinoa teny Analamahitsy, Ambohibao Antehiroka ny aprily 2018, halatra fiara 4x4 ny desambra 2018 teny Ivato, halatra moto eto Antananarivo izay entina manao fanafihana,…

Haja Nirina sy Marigny A.

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana