Dans la męme rubrique

Maroantsetra Zazavavy 16 taona, hita faty niantona

22/09/2020

Zazavavy kely iray vao 16 taona monja, mpianatry ny CEG Ambodiaramy no hita faty niantona teny ambony hazo ny sabotsy teo tao Ambodiaramy ihany. Efa tsy nisy fofon’aina intsony ny anaovavy vao nisy nahita ny vatana mangatsiakany.

Maroantsetra Zazavavy 16 taona, hita faty niantona

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny « zone » ao Antsirabe In-droa nahita ny maizina, miantso vonjy

22/09/2020

Diso fanantenana indray ireo mpiasan’ny orinasa afakaba iray ao Antsirabe omaly maraina raha niverina tany amin’ny toeram-piasany satria tapitra ny fe-potoana nolazaina azy ireo fa handehanan’izy ireo

Mpiasan’ny « zone » ao Antsirabe In-droa nahita ny maizina, miantso vonjy

Hamaky ny tohiny...

CNaPS - DGI Napetraka ny rafitra E-salariés

15/09/2020

12%n` ireo orinasa eto Madagasikara ihany no manao filazana karama sy fanambarana ny mpiasa ara-dalĂ na eo anivon` ny CNaPS.

CNaPS - DGI Napetraka ny rafitra E-salariés

Hamaky ny tohiny...

Faritra Androy Herintaona tsy nisy rotsak'orana

15/09/2020

Rivotra sy hain'andro no iainan’ny mponina any amin’ny Faritra Androy. Herintaona tsy nisy rotsak'orana tamin’iny faritra iny.

Faritra Androy Herintaona tsy nisy rotsak'orana

Hamaky ny tohiny...

Fizarana fanampiana eto Analamanga Adino i Manjakandriana , Andramasina, Ankazobe…

15/09/2020

Manaitra ny fanjakana ireo mponina ao anatin’ireo distrika sasany ato anatin’ny Faritra Analamanga eo anatrehan’ny fizarana fanampiana sy tohana avy amin’ny fanjakana.

Fizarana fanampiana eto Analamanga Adino i Manjakandriana , Andramasina, Ankazobe…

Hamaky ny tohiny...

Toamasina Mafotaka ny fanalana mpivarotra amoron-dĂ lana

15/09/2020

Nesorin'ny avy eo anivon'ny fiadidiana ny tanànan’i Toamasina avokoa omaly ireo tsena rehetra voalaza fa tsy manara-dalàna manodidina ny Bazary kely.

Toamasina Mafotaka ny fanalana mpivarotra amoron-dĂ lana

Hamaky ny tohiny...

Fampidinana vidin-tsolika Mahita ialana bala foana ny fanjakana

14/09/2020

Tany amin’ny fiandohan’ny krizy no efa nanomboka nitotongana ny vidin’ny solika teo amin’ny tsena iraisam-pirenena.

Fampidinana vidin-tsolika Mahita ialana bala foana ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Pesta sy ny famadihana Mifanojo hatrany ireo, hoy i Dr Fidy

27/08/2019

I Madagasikara irery maneran-tany no mbola firenena ahitana aretina pesta ary eto ihany no mbola ahitana famadihan-drazana isan-taona.

 

 

Misy hifandraisany amin’ny aretina pesta izy io, hoy ny dokotera Fidy Bariniaina. Rehefa tonga mantsy ny fotoam-pamadihana dia mahazo vahana ihany koa ny  pesta matetika. Rehefa misokatra ny fasana dia mivoaka ihany koa ireo karazana mikraoba avy amin’ireo olona matin’ny pesta milevina ao am-pasana ka tsy mahagaga raha tsy mety lefy izy io eto amintsika fa mipoitra hatrany. Ny vanim-potoanan’ny ririnina no tena mampahazo aina ny mikraoka ka mampatanjaka be azy ireny rehefa mivoaka ety ivelany. Ny fampiatoana ny famadihan-drazana ihany no vahaolana tsara indrindra  raha tiana ny hiady amin’ny aretina pesta, hoy hatrany ity dokotera iray ity. Misy karazany telo ny pesta misy dia ny pesta atoditariana, ny pesta aretin-tratra ary ny pesta septisemika izay mety hahafaty avokoa raha tsy voatsabo haingana.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana