Dans la mme rubrique

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

20/09/2019

Antoko nanana ny naha izy azy ny HVM saingy tsy re tsaika intsony taorian`ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany.

Politika sy fiainam-pirenena Hiverina an-tsehatra ny HVM

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

20/09/2019

Tonga nitsidika sy nitsirika ny toerana hanatanterahana ny tetikasa « Tanà-Masoandro »

Tetikasa Tanà-Masoandro Ho lasan’ny sinoa indray ny tsena ?

Hamaky ny tohiny...

Depiote kandidà ben`ny tanàna Afaka miverina raha tsy voafidy

20/09/2019

Afaka miverina depiote ireo nilatsaka hofidiana ho ben’ny tanàna raha tsy voafidy. Raha ny andininy ao amin`ny lalàmpanorenana mifandraika amin`ity tranga ity dia ny and.

Depiote kandidà ben`ny tanàna Afaka miverina raha tsy voafidy

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

20/09/2019

Mahagaga, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihari-Ni-Rencho, fa isaky ny misy fifidianana dia misy fanoloana sefo fokontany.

Fifidianana sefo fokontany « Atao voalohany raha sahy ny fitondrana ! »

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

20/09/2019

Manantena ben’ny tanàna mampandroso azy ny distrikan’Atsimondrano, hoy ny solombavambahoaka voafidy tao an-toerana, Alain Ratsimbazafy.

Distrikan’Atsimondrano Manantena ben’ny tanàna mampandroso

Hamaky ny tohiny...

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

20/09/2019

Hevi-dehibe telo no nifantohan’ny fiaraha-midinika andiany faha-16 teo amin’ny governemanta Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka mikasika ny fampandrosoana omaly teny Mahazoarivo.

Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rasolonjatovo Honorè “Ilaina ny fanoherana saingy …”

26/08/2019

“Tokony hapetraka amin`ny toerana maha izy azy ny fanoherana fa tsy mitsikera miompana amin`ny fanaratsiana”, hoy Rasolonjatovo Honorè, solombavambahoakan`i Madagasikara.

 

 

 Tany repoblikanina i Madagasikara ka manaja ny demokrasia saingy indraindray tsy tafapetraka amin`ny maha izy azy ny fanoherana. Voalaza ao anatin`ny lalàmpanorenana fa ny solombavambahoaka no mitantana ny fanoherana. Amin`izao dia manana fahefana be ny mpanohitra ka noho izany dia miaina anaty demokrasia tanteraka isika, hoy hatrany ity depiote ity. Ny zavatra voasoratra ao amin`ny lalàmpanorenana dia ny toerana fahafito ao anatin’ny Antenimieram-pirenena dia mitazona ny toerana fahafito. Mahakasika ny raharaha fanenjehana olona kosa dia tsy azo atao maika ny fandraisana fepetra sy  fanapahan-kevitra izay heverina hanohintohina fiainam-pirenena, hoy ity filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena ity. Fanoherana ara-demokratika no tokony hisy fa tsy izay milaza ny ao an-tsaina dia afaka miteny avokoa. Ny fanjakana mahafantatra ny fanapahan-kevitra raisiny sy ny fotoanany momba ny tokony handraisana fepetra amin`ireo olona mitsikera ny filoham-pirenena, hoy hatrany ny fanazavana

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana