Dans la mme rubrique

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

24/02/2020

Nanao fivoriam-be ny vahoaka tao amin’ny kaominina Ambatolahy, any amin’ny faritra Ihorombe ny faran’ny herinandro teo.

Fanoheran’ny olona ny orinasa Tozzy Green Ahiana ny fifandonana ao Ambatolahy Ihorombe

Hamaky ny tohiny...

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

24/02/2020

Mibosesika any an-tanànan’ny mpifanila vodirindrina aminy ny rano maloto avy amin’ny tanàna lehibe iray ahitana tranobe misy rihana maromaro ahofa eny Ambodivoanjo-Ivandry.

Trano lehibe iray ao Ambodivoanjo-Ivandry Mivarina any amin’ny mpifanila vodirindrina ny rano malotony

Hamaky ny tohiny...

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

24/02/2020

Zazalahy 10 taona no nokasain'ny tovolahy 16 taona ho alaina an-keriny saingy tratran'ny fokonolona tao Belazalaza, fkt Dar-Es-Salam Cr Djamandjar dist Nosy be Hell-ville, ny alin'ny 21 febroary 2020.

NOSY BE HELL VILLE ZAZA 10 TAONA SAIKA HALAINA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

 

 

 Raha sanatria, ka misy ny fihoaram-pefy ao, dia misy ny fepetra raisin’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fanakatonana izany avy hatrany. Fokontany 45 no ao amin’ity Boriborintany fahatelo ity ary misandrahaka amin’izany ireo mpitandro ny filaminana amin’ny fanaraha-maso ireny toeram-pisotroana ireny ary manohy ny fisafoana koa. Hiezaka ary atao izay hahavitan’ny asa, hoy ny mpitandro ny filaminana.  Araka ny fanazavana voaray, hafa ny Bar,  hafa mihitsy ny “ Bar – karaoke” ary ny “Bar - Discotheque”. Ny Bar dia manaja ny ora fidiany ara-dalàna fa ny “Bar – Discothéque sy ny karaoke” dia any amin’ny 11 ora sy sasany vao mihidy. Ho an’ity farany, raha te hanatombo ny ora fisokafany, dia mila mangataka fahazoan-dalana any amin’ny prefe, dia mihemotra ny ora fikatonany, hoy ny fanazavana azo. Misy hatrany ny fepetra raisina, raha toa ka misy ny fioharam-pefy amin’ireo toera-pisotroana ireo.

                                            “Garde à vue”

Mizara roa ny fitazonana olona ao amin’ny “violon”, hoy hatrany ny fanazavana. Raha resaka “judiciaire” dia olona atao famotorana no tazonina na olona ahiana no ilana azy, dia tsy maintsy tazonina atao fanadihadiana iny, hoy ny hatrany ny fanazavana. Faharoa, ny “mesure administrative”, izany hoe tsy mandika lalàna fa ny lalàn’ny fiarahamonina no dikaina toy ny fanaovana maloto eny an-kalamanjana, miloka, mivalan-drano amoron-dalana, miady eny an-dalambe, dia azo samborina sy tazonina “violon”. Eo koa ny tsy fitondrana kara-panondro, ka hidina 48 ora ilay olona, dia atao ny fitanana an-tsoratra azy avy eo. Mikasika  ny fakana an-keriny indray, dia efa misy ny sampana misahana izany. Ho an’ny polisy dia ny “Brigade Criminelle” no misahana azy. Eo koa ny zandary izay mandray ny andraikiny mifanaraka amin’izany, hoy ny mpitandro ny filaminana. Na tsy ao anatin’ny fifidianana koa aza dia misy ny fakana an-keriny, hoy hatrany ny fanazavana voaray.

 

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana