Dans la męme rubrique

Fibodoana tanin`olona any Toliara Tompon’andraikitra tamin`ny FAT voarohirohy

24/02/2020

Miverina indray ilay raharaha hala-tany izay mahavoarohirohy tompon’andraikitra ambony iray tamin`ny tetezamita.

Fibodoana tanin`olona any Toliara Tompon’andraikitra tamin`ny FAT voarohirohy

Hamaky ny tohiny...

ENTONA FANDREHITRA Niaka-bidy hatrany amin’ny 11 %

24/02/2020

Misy fiantraikany amin’ny toekarena eran-tany ny fiparitahan’ilay otrik’aretina coronavirus any Sina.

ENTONA FANDREHITRA Niaka-bidy hatrany amin’ny 11 %

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana mitam-piadiana Nandriaka ny ra, lasa ny vola 14 tapitrisa Ar

24/02/2020

Nandriaka ny ra teny Malaza Andoharanofotsy. Vola hakana entana moa no nalainy.

Fanafihana mitam-piadiana Nandriaka ny ra, lasa ny vola 14 tapitrisa Ar

Hamaky ny tohiny...

Vary 106 taonina nodorana sy nalevina Nisy nangady sy nivarotra indray

24/02/2020

Ahiana hitera-doza any amin’ny distrikan’i Vohémar ilay vary efa lany daty ana orinasa iray tany Antsanimalo nalevina tao anaty lavaka ary nodorana.

Vary 106 taonina nodorana sy nalevina Nisy nangady sy nivarotra indray

Hamaky ny tohiny...

ZAIMAIKA ANALAKELY Nihotsaka ny tafo

24/02/2020

Nihotsaka, entana maro no simba Nihotsaka ny tafon-tranon’ny zaimaika, toerana fivarotana sakafo masaka etsy Analakely.

ZAIMAIKA ANALAKELY Nihotsaka ny tafo

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY MANANA FAHASEMBANANA Mbola ailiky ny fiarahamonina hatrany

24/02/2020

Maro amin’ireo vehivavy manana fahasembanana no mbola ailiky ny fiarahamonina hatreto, indrindra fa eo amin’ny resaka asa.

VEHIVAVY MANANA FAHASEMBANANA Mbola ailiky ny fiarahamonina hatrany

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ravalomanana mivady Nanome mari-pankasitrahana ireo zanaka zandary mendrika

24/02/2020

Notoloran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimariam-pirenena Jeneraly Richard Ravalomanana mivady mari-pakasitrahana ireo zanaka zandary mendrika tamin’ireo fanadinana ara-panjakàna

Jeneraly Ravalomanana mivady Nanome mari-pankasitrahana ireo zanaka zandary mendrika

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Besarety niova endrika Misy manangana tsena sahady amin’ny sisin-dalana

23/08/2019

Tsikaritra tato ho ato fa efa misy manomboka manangana tsena ny sisin-dalana eny Besarety na dia tsy mbola miverina amin’ny laonina akory aza ny fifamoivoizana, ary tena miditra ao anaty arabe rah any fahitana ilay izy.

 

 

 

 

Izany hoe azo antoka fa dia efa ho tery sahady ny lalana atsy ho atsy satria ny mpivarotra amoron-dalana no efa naka toerana mialoha.Tanjona anefa ny hoe mba malalaka ny lalana ary samy manana ny anjarany ny fiara sy ny mpandeha an-tongotra.Tsara ho fantatra fa azo handehanana, afaka 7 andro   ny lalana vita amin’ny “chaussée en beton”, miala eo amin’ny garazy David, ka hatreny amin’ny fiolanana “La Rotonde” Besarety. Miala eo indray, ka hatreny amin’ny sampanana Rasalama ny fanamboarana faharoa izay atao toy io koa. Haharitra 30 taona io lalana io, raha kely ary eo amin’ny telo volana ny fahavitan’ny asa, izany hoe amin’ny volana oktobra ho avy izao, izay mirefy 600 metatra ny halavany. Nambaran’ny tompon’andraikitra teny an-toerana fa mahazaka rano tsara ity “chaussée en beton” ity, fa  raha toa voadio tanteraka ny lakan-drano rehetra ao ambadiky ny “La Rotonde”, dia tsy hisy intsony ny olana. Nodiovina sy nalana ny fako rehetra tao anaty lakan-drano, izay nahatonga ny fahatsentsenana. Nanao antso ho an’ny mponina sy ny mpandeha an-tongotra ary ireo mpampiasa sy mivezivezy amin’io lalana io, ireo tompon’andraikitra sy ny mpiasa mba hanaja ny fotodrafitrasa. Entanina koa ny mponina tsy hanary fako any anaty lakan-drano na ny fako avy any an-trano any. Ho an’ireo mpitondra moto sy bisikileta kosa, mila manaja ny fe-potoana hahavitan’ny lalana ny mpanamory vao mandeha, fa miteraka fitohanan’ny olombelona eny an-toerana ny fandalovan’izy ireny eny. Aoka ny tombontsoan’ny besinimaro no jerena, hoy ireo mpiasa.

 

Sitraka r.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana