Dans la mme rubrique

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakàna,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...

Fandoavan-jiro ao Toamasina Mampijaly ny filaharambe

18/02/2020

Manoloana ny fijaliana ateraky ny filaharana lava reny eo Ampanefana ny fakitiora ny jiro sy rano lanin’ny mpanjifa ny orinasa Jirama ao Toamasina dia nametraka lamina ho fisorohana izany ny Tale-paritra, Toto Jean de Dieu, sy ny ekipany.

Fandoavan-jiro ao Toamasina Mampijaly ny filaharambe

Hamaky ny tohiny...

Vahiny mpitrandraka ao Sofia Sady manimba tontolo iainana no tsy ara-dalàna

18/02/2020

Nitondra fanazavana mikasika ny zava-misy ao amin’ny faritr’i Sofia, indrindra ny momba ireo harena misy ao amin’iny faritra iny tetsy amin’ny Kifa restaurant

Vahiny mpitrandraka ao Sofia Sady manimba tontolo iainana no tsy ara-dalàna

Hamaky ny tohiny...

Marais masay Notrongisin’ílay fiara kely ny andrin-jiro

17/02/2020

Nitolefika nodomin`ny fiara kely iray ny andrinjiron`ny JIRAMA mitondra herinaratra mahery vaika eny amin`ny “Rocade Marais Masay” ny alahady maraina tamin`ny roa ora tany ho any.

Marais masay Notrongisin’ílay fiara kely ny andrin-jiro

Hamaky ny tohiny...

Lehilahy maty rehefa avy nodidiana Notriarin’ny havany ny razana nijerena ny taovany

17/02/2020

Zokiko izay nodidiana tao amin’ny hopitaly iray tao Vohipeno dia ambarako aminareo namana ato fa nisy tsy tao ny taova rehefa nosavaina ny maty satria tsy mety mino ny sain’ny fianakaviana,

Lehilahy maty rehefa avy nodidiana Notriarin’ny havany ny razana nijerena ny taovany

Hamaky ny tohiny...

Lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Ilay saika hamonjy indray no voaompa ?

17/02/2020

Nisehoana lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Atsimondrano omaly tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany hariva.

Lozam-pifamoivoizana teny Ambohijanaka Ilay saika hamonjy indray no voaompa ?

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Voasoroka ny loza teny 67 HA Lehilahy nanolana tovolahy saika matin’ny fitsaram-bahoaka

22/08/2019

Nitrangana fanolanana tovolahy iray teny amin’ny faritra 67ha afak’omaly atoandro. Lehilahy toa azy ihany koa ilay nanatanteraka ny asa ratsy.

 

 Voasorok’ireo tovolahy teo an-tanàna ny fitsaram-bahoaka fa efa nisy niaraka tamin’ny vatan-kazo sy ny vato nikasa hamongotra ity voasaringotra tamin’ny fihetsika mamoafady heverina fa sodomita ity. Raha ny filazan’ny loharanom-baovao izay nanatri-maso sady nandalo ka taitra tamin’ny fitangoronana, nahatezitra ireo mponina ny fahasahian’ity rangahy ity tamin’ny andro atoandro be nanahary mamoafady,  manohitra amin’ny lalàna voajanahary amin’ny maha-mitovy fananahana azy ireo.

Voalaza fa tonga dia notolominy ilay tovolahy izay sendra nandalo ary nokasainy hanamparany ny filany. Samy niezaka nandray ny andraikitra tandrify azy ireo mponina teo amin’ny manodidina ka nentina teo amin’ny fokontany ny fandaminana ny disadisa, indrindra ny fisorohana ny valifatim-bahoaka. Ny fampitam-baovaon’ny teny an-toerana no nahalalana fa efa doroky ny zava-mahadomelina ity voapanga ho nikasa nahavanon-doza ity.

Mitaky hetsika na “opération” goavana ifandrombonan’ny mpitandro filaminana sy ny olom-pirenena ny fanafonganana ny rongony eto Madagasikara, izay fototry ny asa ratsy maro. Nitobaka be mantsy ny famatsiana azy ity tato ho ato. Betsaka ny voasambotra fa tsy vitsy koa ireo rangory fototry ny afo tahaka ireo atidohan’ny trafika sy ny fambolena ary mpambongady azy io.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana