Dans la mme rubrique

Tale jeneralin’ny UNICEF “Tandindonin-doza ny ankizy maneran-tany”

18/09/2019

Tao anatin’ny taratasy misokatra miantefa amin’ny ankizy maneran-tany no nambosahan’ny Tale jeneralin’ny UNICEF Sampandraharaha iraisam-pirenena miaro ny zon’ny ankizy, Rtoa Henrietta H.

Tale jeneralin’ny UNICEF “Tandindonin-doza ny ankizy maneran-tany”

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana FILEFA “Tsy mpisoloky izahay fa mijoro ara-panjakana”

18/09/2019

Nanambara ny olana nosedrainy tany Moramanga, tamin’ny faran’ny herinandro teo ny filohan’ny FIkambanan’ireo olona LEo ny FAhantrana (FILEFA) Atoa Razafindrakoto Gérard, omaly.

Fikambanana FILEFA “Tsy mpisoloky izahay fa mijoro ara-panjakana”

Hamaky ny tohiny...

Fifaninanana « Miss Tourisme » Hasiana isan-taona

18/09/2019

Vita omaly tetsy amin’ny Pousse pousse Antaninarenina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ilay fifaninanana hatsaran-tarehy sy bika amdiany

Fifaninanana « Miss Tourisme » Hasiana isan-taona

Hamaky ny tohiny...

AMORONANKONA AMBOHIMANAMBOLA Ho vita tsy ho ela ilay toby famokaran-drano fisotro madio

18/09/2019

Na dia nihemotra kely aza fa tsy vita tamin’ny 10 septambra lasa teo ny asa fanamboarana tobim-pamokarana sy fanadiovan-drano eny Amoronankona,

AMORONANKONA AMBOHIMANAMBOLA Ho vita tsy ho ela ilay toby famokaran-drano fisotro madio

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahan’ny Base Toliara Manaitra ny filoham-pirenena ny CRAAD-OI

16/09/2019

Mamelà anay hanaitra anao maika mahakasika ny “radioactivité” ao Ranobe izay itrandrahan’ny tetikasa Base Toliara fasimainty ao amin’ny Faritra Atsimo Andrefana mba ahazoana ilménite sy zircon ary rutile,

Fitrandrahan’ny Base Toliara Manaitra ny filoham-pirenena ny CRAAD-OI

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Azo vahana tsara ny olan’ny fako

16/09/2019

Araka ny lalàna mifehy azy sady voasoratra amin’ny andinim-pitantanana sy eo amin’ny rafitra dia anjaran’ny minisitera fa tsy an’ny kaominina akory ny fisahanana ny fitantanana ny fako,

Antananarivo Azo vahana tsara ny olan’ny fako

Hamaky ny tohiny...

Tsimialonjafy, Ampamarinana Nozahana akaiky ireo faritra ahiana hisy fihotsahana

16/09/2019

Efa miasa fatratra sahady ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana amin’izao na dia vao volana septambra aza isika.

Tsimialonjafy, Ampamarinana Nozahana akaiky ireo faritra ahiana hisy fihotsahana

Hamaky ny tohiny...


Sosialy

Sefo fokontany sy ny mpitam-bola ary ny mpitantsoratra 8 volana tsy nandray tambin-karama

22/08/2019

Mitaraina ny ankamaroan’ireo sefo fokontany sy ny lefiny ary ny fikambanan’ny mpitantsoratra sy ny mpitambola na ny ATS “Association Trésorier Sécretaire”, noho ny tsy fandraisan’izy ireo ny tambin-karama amin’izao.

 

 

 

 Ny volana janoary no ho mankaty no tsy noraisin’izy ireo, ka mitaraina sy manao antso avo amin’ireo tompon’andraikitra voakasika amin’izany, ireto mpiasa eny anivon’ny fokontany ireto. Saika ny ankamaroan’izy ireo, mivondrona ao anatin’ny 192 fokontany ato anatin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, ireto tsy nandray karama ireto. Nisy ny fivoriana niarahan’ny ATS tamin’ireo tompon’andraikitry ny kaominina, nitakiana azy io, saingy tsy mbola nisy valiny hatramin’izao. Tsy ireo fikambanana ireo ihany no tsy nandray karama fa nisy tamin’ireo sefo fokontany sy ny lefiny koa. Ankoatra izay, mbola misy karama tsy voaray ihany koa ny an’ny sefo fokontany tamin’ny taon-dasa.  Araka ny siosion-dresaka koa, hisy ny fanoloana ireo sefo fokontany sy ny lefiny, ho an’ireo izay tsy nahazoana vato tamin’ny fifidianana depiote farany teo, hoy hatrany ny fanazavana voaray. Efa nosoloina izao ny etsy Besarety, Ankorondrano, raha ny vaovao azo hatrany.

 

Sitraka r. 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana