Dans la męme rubrique

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

21/02/2020

Nanao fanambarana sy antso tetsy amin’ny Complexe Ampefiloha omaly ny eo anivon’ny fiaraha-mientan’ny fikambanana sy sendikan’ny fanabeazana eto Madagasikara na PASEM fa

Olan’ny Fanabeazana eto Madagasikara Misintona lakolosy ny PASEM

Hamaky ny tohiny...

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

21/02/2020

Lehilahy iray, 37 taona no voasambotry ny polisy teny Ankadifotsy omaly alakamisy noho ny resaka fanolanana.

Ankadifotsy Tratra ilay ray nanolana ny zanany vavy

Hamaky ny tohiny...

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

21/02/2020

Nahafa-po ny valin'ny tomban'ezaka vita tamin'ny hetsika natao ho fiarovana ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-44 ao anatin'ny Faritra Alaotra Mangoro nandritra ny faran'ny taona 2019

RN2 sy RN 44 Tsy misy firy intsony ny fanafihana

Hamaky ny tohiny...

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

21/02/2020

Tsy lany olomanga i Madagasikara. Tanora mpianatra miisa 400 indray no navoaka tamim-pomba ofisialy omaly rehefa nahavita ny soutenance de memoire sy ny fianaran’asa teny anivon’ny orinasa.

FAMPIANARANA Niampy 400 indray ireo tanora manampahaizana

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

20/02/2020

Efa notaterina teto omaly, fa vidiana 100Ar ny iray zinga amin’ny rano any Androy raha misy ary 2.000Ar ny iray zerikanina 20litatra.

Hain-tany mahatsiravina Mitsipatsipaka ny omby any Androy

Hamaky ny tohiny...

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

20/02/2020

Tovolahy iray, 16 taona no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP7 67ha afak’omaly talata tokony ho tamin’ny 04 ora folakandro raha mbola teo am-pangaronam-paosy teny amin’iny faritra 67ha iny.

67 Ha Tratra ilay mpangarom-paosy 16 taona

Hamaky ny tohiny...

Tranga

Famatsiana zava-mahadomelina an’Antananarivo sy Mahajanga Mandeha an-tongotra herinandro ireo mpiantoka rongony

21/08/2019

Fito andro maninjitra no fandehanan’ireo mpivarotra rongony an-tongotra.

 Io no vokatry ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana ao Bealanana izay tra-tehaka tamin’ity asa ratsy ity. Araka ny tafa manokana nifanaovan’ny mpanao gazetinay tamin’ny mpitandro filaminana, manavatsava any anaty ala mikitroka ireto mpilanja rongony ireto izay mahatratra 30 kg ny entan’ny isan-dahy. Ny harivan’ny faran’ny jolay teo, rongony 24 gony milanja 350 kg nentina 12 lahy no nariany tao anaty alan’i Beandrarezina rehefa tamy ny zandary. Ny 6 aogositra, mbola nisy 14 gony indray nentina 7 lahy. Azo sambo-belona ny iray tamin’izy ireo.

Ny fanadihadiana ity farany no nahalalana fa novidian’izy ireo 50 000 ariary ny iray daba avy any Analabe, Ambanja ary nokasaina hoentina any Analalava izay raisin’ny teratany avy any Atsimo 100 000 ariary. Midika izany fa avo roa heny hatreto ny ivarotany azy. Nolazainy fa tsy misy fantany avokoa ny fivarotan’ilay mpandray azy sy ity mpandray ny entam-barotra ary ireo namany izay tafaporitsaka. Rongony halefa eto Antananarivo sy Mahajanga itony taomina itony, raha ny vaovao azo hatrany.

Haja Nirina

 <<Retour

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana