Dans la mme rubrique

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

19/02/2020

Ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka isika amin’izao. Fotoana mahabe ny valan’aretina isan-karazany ary anisan’izany ny « Pesta ».

Fahasalamam-bahoaka Misy trangana pesta ao Antanifotsy

Hamaky ny tohiny...

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

19/02/2020

Milamindamin-dratsy ny ao Ambilobe taorian’ny savorovoro noho fikasana fitsaram-bahoaka noho ny fahatrarana an’i “Body Mena”.

Vono olona tany Ambilobe Nidoboka eny Tsiafahy í “Body Mena”

Hamaky ny tohiny...

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

19/02/2020

Taorian’ny dian’ny praiminisitra nampahery ireo traboina sy nijery ny fahavoazana,

Mahanoro Nitondra fanampiana ny minisitry ny mponina

Hamaky ny tohiny...

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

19/02/2020

Rangahy iray no vaosambotry ny polisy ao Arivonimamo ny alatsinainy teo noho ny resaka fihetsika mamoafady (attentat à la pudeur)

Arivonimamo Nidoboka am-ponja ilay rangahy nanolana zaza 6 taona

Hamaky ny tohiny...

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

19/02/2020

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny toerany ny faran’ny herinandro teo ireo ben’ny tanàna miisa 18 lany tao amin’ny distrikan’i Brickaville.

Distrikan’I Brickaville “Ny kaominin’I Ranomafana irery no manana fiara mpitondra marary.”

Hamaky ny tohiny...

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

18/02/2020

Zandary iray kilasy faharoa miasa ao Mandrosonoro no nitifitra nahafaty ny raibeny, avy eo namono tena tamin'ny basim-panjakàna,

Zandary nanana olana Notifiriny ny raibeny avy eo izy nitifi-tena

Hamaky ny tohiny...

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

18/02/2020

Avotra soa aman-tsara ireo olona miisa 11 tao anatin’ilay vedety rendrika tany amin’ny lakandranon’i Pangalane tany Mahanoro ny marainan’ny alahady 16 febroary lasa teo.

MAHANORO Vedety fefiky ny rano, avotra ireo olona 11 tao anatiny

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Zava-mahadomelina mameno ny tanàna Rongony 300 kg tra-tehaka tany Betroka

21/08/2019

Mihanaka be ny rongony. Andrasana ny fepetra hentitra hanafoanana ity loza mandondona ny firenena ity. Efa hitovy tsy misy valaka amin’ireo tany miady sy hanatanterahana trafikana zavamahadomelina i Madagasikara.

 

 

 

Rongony 6 gony milanja 300 kg eo no saron'ny zandary  tao  Fangorolava, fokontany Ambalamary, any Betroka. Tafaporitsaka kosa ireo telo lahy nilanja azy izay mitondra fitaovam-piadiana samy hafa. Kasaina haondrana any Andiolava moa ireo rongony ireo. Toerana lalovan'ny zava-mahadomelina toy itony matetika ny kaominin'i Jangany satria sarotra ho an'ireo mpanondrana azy ny lalam-pirenena faha-13, vokatry ny fisavana hentitra ataon'ny mpitandro ny filaminana. Tsy maintsy atao, hoy ny Commandant Peloton ao Jangany ny fanenjehana sy fanondranana ny zava-mahadomelina toy ny rongony hampisy ny fandriampahalemana tany Betroka, akoatra ny fandraran'ny lalàna ny fanondranana sy ny fifohana azy. Ireo mpitondra no tratra hatreto fa raha ny atidohan’ny trafikana rongony tsy mbola nisy fampitam-baovao mangirana. Ireo mpijirika madinika ihany koa no tafiditra anaty haraton’ny mpitandro filaminana fa ny mpambongady mbola mijanona ho mistery.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana