Dans la mme rubrique

Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

24/02/2020

Rariny raha mbola matroka hatrany ny tarehimarika ara-toekaren’ireo firenena mahantra sy an-dalam-pandrosoana tahaka an’i Madagasikara.

Vola ho an’ny tany an-dalam-pandrosoana Manjaka ny fanodinkodinana, hoy ny Banky Iraisam-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Herisetra amin’ny fikirakirana internet Ny 84%-n’ny tanora Malagasy no efa lasibatra

24/02/2020

Ny 84%-n’ireo tanora mampiasa internet nanaovan’ny fikambanana ONG Youth First fanadihadiana dia nanambara fa efa niharan’ny herisetra avokoa.

Herisetra amin’ny fikirakirana internet Ny 84%-n’ny tanora Malagasy no efa lasibatra

Hamaky ny tohiny...

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

21/02/2020

Fanamby napetraky ny filoha Rajoelina hatrany ny hoe “izay zavatra tsy vitan`ireo mpitondra nifanesy taorian`ny fahaleovantena dia hotanterahiko ao anatin`ny dimy taona”.

Lalàna momba ny fanoherana Efa adino tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

20/02/2020

Nisy ny fihaonana niarahan’ny Fitantanana Ankapoben’ny Hetra (DGI) sy ireo solontenan’ny vondron’orinasa (groupements) tetsy amin’ny DGE (Direction des Grandes Entreprises) Amparibe.

Fampidiran-ketra taona 2020 4029 miliara ariary no hotratrarina

Hamaky ny tohiny...

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

20/02/2020

Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly fa hanatanteraka hetsika vonjy aina hamatsiana rano sy sakafo ireo mponina lasibatry ny haintany any atsimo ny fitondram-panjakana .

Hain-tany any Atsimo Hanao hetsika vonjy aina ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

18/02/2020

Mitaky ny famotsorana an`i Thomas Razafindremaka (TR) ny vondron`ny firaisamonim-pirenena PFNOSCM VOIFIRAISANA.

PFNOSCM VOIFIRAISANA « Ajanony ny tsindry amin`ny firaisamonim-pirenena »

Hamaky ny tohiny...

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

18/02/2020

Lasa tranga efa mahazatra ny mpanara-baovao ny mandre sy mahita zaza tsy ampy taona, nangarom-paosy, nanao sinto-mahery ka tratra.

Olana ara-tsosialy –Antananarivo Ny zaza mpangataka no lasa jiolahy

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Fampandrosoana holovain-jafy Lalana iray hahatrarana ny tanjona ny antenimieram-pirenena

21/08/2019

Tonga niarahaba tamin’ny fomba ofisialy an’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, Razanamahasoa Christine tamin’ny nahavoafidy azy tamin’ny fifidianana tamin’izany ny solotena maharitry ny Firenena Mikambana eto Madagasikara Ramatoa Violet Kakyomya.

 

 

 

 Vaindohan-draharaha tsy maintsy hihazakazahan’i Madagasikara ny fampandrosoana lovain-jafy hoy izy omaly tetsy Tsimbazaza ary ny antenimieram-pirenena no lalana izay hahatrarana ny tanjona noho izy akaikin’ny vahoaka indrindra. Nanambara ihany koa ity solotenan’ny fandaharan’asan’ny firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (PNUD) ity fa hanohana  ary vonona hiara-hiasa amin’ity andrim-panjakana ity ny  amin’ny asa rehetra iandraketany hahatrarana ireo tanjon’ny fampandrosoana ho lovain-jafy (ODD). Nandritra ny tafa sy dinika dia nisy ny jery todika natao mahakasika ny olana rehetra misy eo amin’ny antenimieram-pirenena ary namafisina hatrany ny fifandraisan’izany amin’ny fanatrarana ireo ODD ireo. Anisan’ny voaresaka tao ny tany tan-dalàna, ny fanajana ny zon’olombelona izay mbola mila ezaka be eto Madagasikara. Arahimaso hatrany i Madagasikara mahakasika ity ODD mbola lavitr’ezaka sy tsy mety tratra ity ary misy mihitsy ny fijerevana ireo andrim-panjakana indrindra ny akaiky ny vahoaka sahala amin’ny antenimieram-pirenena.

Tsirinasolo

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana