Dans la męme rubrique

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

18/09/2019

Aferana kolikoly avo lenta maro no hiakatra indray eo anivon’ny PAC (Pôle Anti-Corruption) amin’ity volana ity, izay tafiditra ao anatin’ny andiany faharoa amin’ny fitsarana mandeha satria ny 19 aogositra ka hatramin’ny 27 aogositra ny adiany voalohany.

Kolikoly sy fanodikodinam-bola Manampahefana maro teo aloha hotsaraina

Hamaky ny tohiny...

Centre Immatriculateur de Madagascar

18/09/2019

« Permis » 21.205 sy « carte grise » 7.835 no vita tao anatin’ny 5 volana

Centre Immatriculateur de Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

16/09/2019

Aoka izay ny kolikoly, aoka izay ny fanararaotam-pahefana, … aoka izay ny fivarotana ny tanin’ny kaominina. Manaiky ve isika ny hivarotana ny zaridainan’Antananinarenina, avereno amin’ny kaominina ny taniny,…

Famarotana tany eto Antananarivo Ny olon’ny fitondrana ihany no voatsindrona

Hamaky ny tohiny...

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

16/09/2019

Anio alatsinainy 16 septambra ny fitsarana ny raharaha fanenjehana mpanao gazety miisa 3 sy ny Talen’ny kolontsaina eo anivon’ny kaominina Antananarivo tamin’ilay raharaha mahakasika ny fisidinana angidimby tao anatin’ny kianjaben’i Mahamasina ny 30 aogositra,

Notorian’ny fanjakana Hotsaraina anio ireo mpanao gazety

Hamaky ny tohiny...

Talen`ny Tranompirintim-pirenena Nesorina fa sahy niteny ny marina ?

13/09/2019

Nivoaka nandritry ny filankevitry ny minisitra ny 11 septambra lasa teo fa voatendry ho Talen’ny Tranompiritim-pirenena Rajaofetra Andry Nirina araka ny tolo-kevitry ny minisitry ny toekarena sy ny fitantanam-bola.

Talen`ny Tranompirintim-pirenena Nesorina fa sahy niteny ny marina ?

Hamaky ny tohiny...

Olana ara-taratasy Ahiana hifandramatra ny samy mpino Silamo

13/09/2019

Ahiana hivadika zavatra hafa ny olana misy eo amin’ny samy mpino Silamo.

Olana ara-taratasy Ahiana hifandramatra ny samy mpino Silamo

Hamaky ny tohiny...

Distrikan`Avaradrano Hahazo lapan’ny fitsarana eny Ambohitrabiby

12/09/2019

Tontosa ny 10 septambra lasa teo, ny fametrahana ny vato fototry ny Lapan’ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany ao amin’ny Distrikan’Avaradrano,

Distrikan`Avaradrano Hahazo lapan’ny fitsarana eny Ambohitrabiby

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Repoblikan'i Inde Nahay namadika ny fanjanahana ho tanjaka ara-toekarena

16/08/2019

Ny 15 aogositra 1947 no afaka tamin’ny fanagejan'ny Britanika ny Indiana rehefa voazanaka nandritra ny taona maro. Nankalazaina omaly, ny tsingerin-taona faha-73 nahazoan'izy ireo ny fahaleovantenany..

 

 

Tsara homarihina la laharana faha-6 maneran-tany amin’ny tanjaka ara-toekarena i Inde, izany hoe efa maharesy an’i Frantsa. Hain’ny Indianina ny nisintona lesona tsara tamin’ny Britanika nanjanaka azy ka navadiny ho tombontsoa ho azy. Efa maro be, hatramin'ny taona 1954 ka hatramin’izao ny sehatra iarahan'i Inde miasa amin’i  Madagasikara toy ny varotra, ny fambolena, ny fahasalamana, ny fampianarana, ny fizahantany. Hisy izao ny dia hitondrana mpanao gazety telo sy mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fizahantany telo avy eto Madagasikara ho any Inde amin'ity taona ity. Hotanterahina eto Madagasikara koa ny Festival de l'inde amin'ity taona ity. Nisolotena ny fitondram-panjakana ny minisitry ny raharaham-bahiny Naina Andriantsitohaina, tazana teny Analamahitsy ihany koa Atoa Marc Ravalomanana sy Ramatoa vadiny.

 

RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana