Dans la męme rubrique

Fitsarana ireo dosie mafana ao amin’ny PAC Ho hentitra ny fanaraha-maso sy ny fitandroana ny filaminana

23/08/2019

Maro ireo dosie mafampana hotsaraina eo anivon’ny PAC na “Pôle Anti-Corruption” tsy ho ela.

Fitsarana ireo dosie mafana ao amin’ny PAC Ho hentitra ny fanaraha-maso sy ny fitandroana ny filaminana

Hamaky ny tohiny...

Fambolena “Algue” ataon’ny Sinoa Mampihena ny vokatra amin’ny jono any Vohemar

23/08/2019

Ny minisitry ny jono teo aloha Augustin Andriamananoro no nanao sonia ny fahazoan-dalàna manao fikarohana sy andrana fambolena Algue rouge ho an’ireo sinoa tany Vohemar.

Fambolena “Algue” ataon’ny Sinoa Mampihena ny vokatra amin’ny jono any Vohemar

Hamaky ny tohiny...

Fampidirana vokatra avy any ivelany Maro ny fepetra raisina hiarovana ny orinasa Malagasy

22/08/2019

Nitondra fampahafantarana mahakasika ireo fandraisana fepetra fiarovana mahakasika ny vokatra Malagasy amin’ireo fifanakalozana ara-barotra ny rafitra mpanao fanadihadiana momba ny lalàn’ny fifaninanana ara-barotra (ANMCC) omaly tetsy amin’ny foibeny Antanimena.

Fampidirana vokatra avy any ivelany Maro ny fepetra raisina hiarovana ny orinasa Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana holovain-jafy Lalana iray hahatrarana ny tanjona ny antenimieram-pirenena

21/08/2019

Tonga niarahaba tamin’ny fomba ofisialy an’ny filohan’ny Antenimieram-pirenena, Razanamahasoa Christine tamin’ny nahavoafidy azy tamin’ny fifidianana tamin’izany ny solotena maharitry ny Firenena Mikambana eto Madagasikara Ramatoa Violet Kakyomya.

Fampandrosoana holovain-jafy Lalana iray hahatrarana ny tanjona ny antenimieram-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana raharaham-panjakana Mila fanaraha-maso goavana

21/08/2019

Hiditra amin`ny fandaniana ny tetibolam-panjakana lasitra ho an`ny taona 2020. Mijanona ho 2020 ny PMO saingy mifanaraka amin`izay ve ny tetibolam-panjakana ?

Fitantanana raharaham-panjakana Mila fanaraha-maso goavana

Hamaky ny tohiny...

Politika ankapoben`ny fanjakana Tokony hampafantarina amin`ny vahoaka eny ifotony

19/08/2019

Araka ny andininy faha-99 amin`ny lalàmpanorenana dia iray volana farafahatarany aorian`ny fanendrena ny praiminisitra dia tsy maintsy mitondra ny “Programme de mise en oeuvre” (PMO) eo anivon`ny politika ankapoben`ny fanjakana (PGE)

Politika ankapoben`ny fanjakana Tokony hampafantarina amin`ny vahoaka eny ifotony

Hamaky ny tohiny...

Tahina Razafinjoelina « Fampianarana no fanalahidin’ny fandrosoana »

01/08/2019

Vahiny manokan’ny onjam-peo Fandaharana “Bemiray” ao amin’ny Top Radio 102.8 Fm Atoa Tahina Razafinjoelina filoha nasionalin’ny Antoko Tia Tanindrazana omaly maraina.

Tahina Razafinjoelina « Fampianarana no fanalahidin’ny fandrosoana »

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Sehatra fambolena Tsy manana fitaovam-pamokarana ny tantsaha

12/08/2019

Miantoka ny fahombiazan’ny 75% ny voka-pambolena ny fampiasana ny fitaovam-pamokarana manara-penitra.

 

 Amin’izao fotoana izao dia sahirana ary tsy mivoatra mihitsy ny ankamaroan’ny tantsaha Malagasy noho ny tsy fananana fitaovana. Ireny fitaovana ireny ihany anefa no ahafahana mampitombo ny vokatra ary mampihena ny vola lany mihitsy aza. Noho ny tsy fahampian’ny fitaovana ampiasain’ny tantsaha Malagasy dia tsy araka ny tokony ho izy mihitsy ny fiakaran’ny vokatra. Mbola sakana tanteraka amin’izany ny olana ara-bola izay tsy ahafahana mividy fitaovam-pamokarana, hany ka tsy maharaka ny fivoarana ateraky ny fanatontoloana mihitsy i Madagasikara. Vokatr’izany dia tsy ampy isahanan’ny tantsaha ny velarantany karakarainy ka maro no tsy voavoly akory. Ankoatra ny fahalafosan’ny fitaovam-pamokarana dia eo ihany koa ny tsy fahafantaran’ny mpamboly mihitsy ny vokatra tsara azo amin’ny fampiasana ireny. Tsiahivina fa eo amin’ny 50 000 Ar hatramin’ny 700 000 Ariary eo ho eo amin’izao fotoana izao ny vidin’ny fitaovam-pamokarana tokony hampiasain’ny tantsaha iray.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana