Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fanafihana faobe teny Avaradrano Jiolahy 7 nidoboka eny Tsiafahy

09/08/2019

Eny Tsiafahy no niandry ny fitsarana azy ireo fito lahy izay andian’olon-dratsy nandroba tanàna telo samy hafa tao anatin’ny indray alina,

 araka ny fampitam-baovan’ny zandary ao Ambohimanga Rova. Ny alin'ny alahady 28 hifoha 29 jolay teo  tokony ho tamin'ny 11 ora dia nitrangana fandrobana nataon'andian-jiolahy miisa 13 mirongo fiadiana tao amin'ny fokontany Mahatsinjo, kaominina Ambohimanga Rova, Isahafa, kaominina Anosy Avaratra ary Ambohidahy, kaominina Ambohimanga Rova, samy distrikan'Antananarivo Avaradrano, faritra Analamanga. Fahitalavitra sy vola ary firavaka no tena nangalarin'izy ireo tamina tokantrano miisa telo. Tsy nampiasa basy mihitsy ireo jiolahy na dia nisy aza ny tora-bato nataon'ny fokonolona tamin'ny fokontany farany io fa namaly tora-bato ihany koa na dia voalaza fa nitondra basy poleta iray sy basy lava iray. Vokany, olona  7 no naratra ary iray tamin'ireo jiolahy kosa no hitan'ny fokonolona fa naratra. Vokatry ny fikarohana nataon'ny zandary tany an-toerana dia voasambotra ny iray tamin'izy ireo. Io indray no nanondro ireo namany. Vokany, 7 no voasambotra, 6 kosa mbola karohana. Natolotra ny fampanoavana izy ireo ny talata lasa teo.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana