Dans la mme rubrique

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...

Kandidà IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

18/09/2019

Amin`ny 24 septambra izao no hivoaka ny tatitra ofisialy havoakan` ny CENI momba ireo kandidà hirotsaka hofidiana ben`ny tanàna ary

Kandidà IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

18/09/2019

Mahagaga, hoy ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, fa efa tamin’ny 9 jolay no tafapetraka tao amin’ny biraon’ny fitsarana

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

Hamaky ny tohiny...

Mpanolotsain`ny tanàna Manana andraikitra goavana

18/09/2019

Ny lalàmpanorenana ao amin`ny and. faha 150-151 dia mamaritra ny andraikitry ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. Mizara roa ny ao amin`ny tanàna.

Mpanolotsain`ny tanàna Manana andraikitra goavana

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

18/09/2019

Krizy politika fahadimy no andalovan`i Madagasikara taorian`ny famerenana ny fahaleovantenany. Ireo krizy nifanesy, nanomboka ny taona 1972 hatramin`ny aprily 2018,

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

18/09/2019

Ny fanamarihana azo aroso raha ny vokatra teto Antananarivo rehefa fifidianana no raisina dia tsy midika ho fandresena avy hatrany ny famoriana vahoaka.

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

16/09/2019

Ity fifidianana ho avy ity no hamaritra indray ny politika eto Madagasikara, hoy ny kandida ho mpanolontsain’ny tanàna eto Antananarivo, Nantenaina Rakotonirina, raha nanontaniana mikasika ny fahitany izany fifidianana izany.

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...


Politique

James Ratsima “Tsy misy zavatra antenaina amin’izao fitondrana izao”

08/08/2019

Tsy dia hita taratra loatra ny tena asa mivaingana ataon’izao fitondrana izao.

 

 

  

 

  Nilaza  Atoa Rajoelina Andry, tamin’ny fampielezan-kevitra nataony fa haingam-piasa ny lamasinin’ny Tgv rehefa tonga eo amin’ny fitantanana izy. Nambaran’atoa James Ratsima mpanao politika, fa fanohizana ny asa nataon’ny teo aloha no ataon’izao fitondrana izao ary tsy hita izay asa mivaingana ataony. Fisekosekoana sy fijejojejoana no betsaka, hoy i James Ratsima. Efa milamina  ve ny vidim-piainana, ny jirama, ny vidin’ny solika, ny delestazy ? Aiza ho aiza ireo fampanantenana natao tamin’izany sy ny velirano, fa mbola tsy miatraika any amin’ny fiainan’ny vahoaka Malagasy izany ankehitriny ? Raha izao no zava-misy, fito volana izay no lasa, tsy misy zavatra antenaina amin’izao fitondrana izao, fa zero, hoy izy.

 

Sitraka r.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana