Dans la mme rubrique

Antalaha Trano 430 may hotohoton’ny afo

13/09/2019

Nitrangana hain-trano tao amin’ny distrikan’Antalaha. Trano manodidina ny 430 tafo no indray kila sy hotohoton’ny afo. Tao amin’ny fokontany Antanandavabe, kaominina Ambalabe, distrikan’Antalaha, faritra SAVA, no nirangan’ny loza.

Antalaha Trano 430 may hotohoton’ny afo

Hamaky ny tohiny...

Zava-mahadomelina Rongony 42 kitapo no tratra nandritra ny fitsidihan’ny Papa

13/09/2019

Nohararaotin’ireo jiolahy mpanao trafikana zava-mahadomelina tany amin’ny faritra atsimo sy avaratry ny Nosy ny fifantohan’ny mpanara-baovao nandritra ny fitsidihan’ny Papa Fransoa.

Zava-mahadomelina Rongony 42 kitapo no tratra nandritra ny fitsidihan’ny Papa

Hamaky ny tohiny...

TSARATANANA SY ANJOZOROBE Miverina amin-kery ny asan-dahalo

13/09/2019

Mikolay tanteraka ny mponina amin’ny faritra anelanelan’i Tsaratanana sy Anjozorobe. Nanamparan’ny dahalo ny heriny tanteraka Ambakireny,

TSARATANANA SY ANJOZOROBE Miverina amin-kery ny asan-dahalo

Hamaky ny tohiny...

Halatra vatoaratra fiara Nifanenjehan’ny fokonolona eran’Anosibe sy Andavamamba ilay jiolahy

13/09/2019

Halatra vatoaratra fiara Nifanenjehan’ny fokonolona eran’Anosibe sy Andavamamba ilay jiolahy

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHAN-JIOLAHY AMBOHIMANARINA Manomboka tonga ara-potoana ny mpitandro filaminana

13/09/2019

Efa nandrasan’ny maro ny fahatongavan’ny mpitandro filaminana ara-potoana rehefa misy fanafihana. Folo minitra teto dia tonga ny polisy ka tra-tehaka ilay mpanao ratsy.

FANAFIHAN-JIOLAHY AMBOHIMANARINA Manomboka tonga ara-potoana ny mpitandro filaminana

Hamaky ny tohiny...

Andraharo Tra-tehaka ilay jiolahy mpamaky loha

12/09/2019

Iray tamin’ireo telo namaky loha sy oron’ny lehilahy zokiolona no tra-tehaky ny polisy, taorian’ny fifanenjehana. Fikasana hanendaka ny takarivan’ny voalohan’ny herinandro teo ka namaly ilay rangahy be no fototry ny fandratrana.

Andraharo Tra-tehaka ilay jiolahy mpamaky loha

Hamaky ny tohiny...

Famotsiana omby halatra 271 Olom-boafidy iray tra-tehaka

12/09/2019

Nandritry ny fisafoana nataon'ny ampahany amin'ireo miaramila tarihin'ny Jeneraly William Michel Andriamasimanana lehiben'ny ZRPS Alpha tao amin'ny kaominina Befandriana Atsimo dia hita fa misy asa famotsiana omby halatra amin'ny alalan'ny fanamboarana bokin'omby sandoka izay nataon'olom-boafidy ao an-toerana,

Famotsiana omby halatra 271 Olom-boafidy iray tra-tehaka

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Ambohidrabiby RN3 Naratra ilay mpitondra môtô nifanehitra tamina fiara

05/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny lalam-pirenena fahatelo, ny alin’ny alakamisy 1 aogositra teo, tamin’ny 8 ora alina.

 

 

 

 

 

 Teo Ambohidrabiby, distrika Antananarivo Avaradrano no niseho

ny loza, araka ny fampitam-baovao ofisialin’ny zandary eo Ankadilalana. Môtô avy any Talatavolonondry

sy fiara no nifanehitra teo amin’ny PK 21 + 100. Teo amin’ny faritra an-kavian’ny fiara no nidofotra ilay kodiaran-droa ka naratra tamin’izany ilay mpitondra azy. Nentina nihazo ny fitsaboana sahaza azy teny amin’ny hopitalin’Anosiavaratra avy hatrany ilay tovolahy 28 taona izay mpanamory môtô naratra.Ny zandarimariam-pirenena ao Antanambao no nandray an-tanana ny fanadihadiana sy ny tohin’ny raharaha. Kely ny fahasimbana tamin’ilay fiara raha goavana izany ho an’ilay môtô ary tsy velona intsony ity kodiaran-droa ity, raha ny vaovao azo hatrany. Voalazan’ny mponina any an-toerana fa itrangana loza matetika amin’io faritra io noho ny hatsaran’ny lalana nefa be fiolahana. Araka ny feo nandeha ihany koa dia vokatry ny tsy fitandreman’ny mpamily roa tonta izay samy nandeha mafy ka ilay fiara nitaratra tamin’ny jiro matanjaka ka jambena ilay mpitondra môtô. Ny jiron’ity farany ihany koa anefa nanjavozavo.

 

Haja Nirina

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana