Dans la męme rubrique

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

15/07/2019

Tena miaiky aho ry jean kely fa tena fadin-drazanareo mihitsy izany ilay fanetren-tena a.

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

05/08/2019

Eeeh ! Jean a ! Mba henoy ihany ny akama nahatafita na dia tsy omenao toerana aza.

 

 

 Izahay koa anie mba te hahafantatra ny fahasalamanao amin’izao sangy be mianjady aminao izao e ! Ny anay io fahasahiranana io efa lasa sakafo isan’andro nanomboka tamin’ireny kobaka nataonao tamin’ny 10 taona lasa ireny. Fa ianao hoy aho aoka tsy ho jamba amin’ireo akamanao manao havana raha misy patsa ireo. Raha very eo anie ka tsy ho hitanay izay azo atao eee! Hmmm..!! Tsy te hahita aho  ! Ianao moa hoe tia an’ilay mirifatra ohatry ny anona iny ka dia enga anie mba tsy hirifatra toy izay koa ny fivadihan’ireo tampoka ka hampitsotsorika anao. Tsy misy izay tsy kopy anie hoe tapimaso sy praogan’ilay teo alohanao io izestiavanao io eeeh !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana