Dans la męme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

LalĂ na Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

LalĂ na Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rajoelina sy ny tetikasany Mbola mampahatsiahy ny tetezamita

05/08/2019

Hodidinina mpanao politika ela nihetezana sy mpandraharaha mpanefoefo. Izay no azo ilazana ny toerana misy ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ankehitriny.

 

Tsy dia tena tazana loatra ireo teknisianina tena nofidiany hanatanteraka ireo tetikasa nampanantenainy fony nampiely hevitra. Mbola mampahatsiahy ny tetezamita 2009 ilay fomba fiasa mifototra amin’ny tapimaso sy fisehosehoana amin’ny fitokanana ary fanohizana ny asan’ny teo aloha. Rehefa mijery ny vinana tetibola ilaina amin’ny fanatanterahana ny ampahan’ny IEM rahateo dia sarotra ny  hino fa tsy hevi-dravina fotsiny ihany daholo ireo tetikasa voalaza ao anatin’ity boky ity. Ny tetikasa Tanamasoandro fotsiny, ohatra, no vinaniana ilana tetibola hatrany amin’ny 2575 miliara ariary eo. Mbola misy ny Miami, ny Ambatondrazaka hatao Paris, ny EPP hasiana “parking” sy ny hafa tsy voatanisa ka dia ho hita eo tokoa ary ny fanatanterahana azy ireny marina sy ny fipakany any amin’ny sosialim-bahoaka.

J. Mirija

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana