Dans la mme rubrique

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

31/03/2020

Miasa andro aman’alina ireo mpitandro ny filaminana any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny amin’izao.

Lalam-pirenena faharoa Lehilahy roa no voasambotra

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

23/03/2020

Ny zanak’ity mpitsabo ity no nanao ny fampilazana tamin’ny tambazotra sosialy facebook ny sabotsy 21 marsa 2020 teo, fa nodimandry ny rainy, Dr Razafindranazy Jean-Jacques, 67 taona, izay dokotera amin’ny sampana vonjy aina ao amin’ny hopitalin’i Compiègne any Frantsa.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Mpitsabo matin’ny coronavirus voalohany tao Frantsa

Hamaky ny tohiny...

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

23/03/2020

Vazaha iray antsoina hoe Delmas Anthony Joseph no nanahirana ny olona sy ny mpitandro filaminana noho nivezivezy tao Anatin’ny Commune Befotaka-Nord.

Ahiahy amin’ny Coronavirus Vazaha iray mampisahotaka ny iray tanàna

Hamaky ny tohiny...

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

23/03/2020

Nahitana valonan-javatra mifono lambatsilena miloko manga tao anaty tsikafona sy fako, teo amin’ny Cité Canada-Toamasina omaly maraina.

Cité Canada Toamasina Fonosana nampisahotaka

Hamaky ny tohiny...

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

23/03/2020

Nikorontana ny tao Morondava ny faran’ny herinandro teo. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia nisy olona 6 avy any ivelany tonga teto Antananarivo ny herinandro lasa teo ary

MORONDAVA Arahi-maso akaiky ireo olona 6 avy any ivelany tsy nihiboka

Hamaky ny tohiny...

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

23/03/2020

Manoloana ny toe-draharaha misy maneran-tany izay efa maha tafiditra ny firenentsika ankehitriny ihany koa sy manoloana ny toromarika izay nomen’ny filoham-pirenena Malagasy sy amin’ny tokony hanafoanana famorian’olona

Norotiana Andriamanohy “Fotoana hanehoan’ny Kristianina ny firaisankinany izao!”

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

20/03/2020

Ny alarobia 18 martsa 2020 lasa teo , tokony tamin'ny 7ora hariva no nitrangan'ity loza mahatsiravina ity tao amin'ny Fonkotany Ambalabe, teto Mandritsara tampon-tanàna.

Loza mahatsiravina Zazalahy 13 taona maty kilan’ny afon-dasantsy

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Halatra anaty taksiben’Atsimondrano Nanjavona ny 500.000 Ar

31/07/2019

“Tsy tsapa na hita ny tanan’ny lehilahy iray nangarona ny entana tao anaty sakaosy trotroina ka very ny vola dimy hetsy ariary sy ny zavatra sarobidy maro”,

 

 

 

 hoy i Ameliah Avotra, tovovavy iray lasibatry ny mpangalatra tao anaty taksibe, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny fanampim-panazavany, nandray fiara fitateram-bahoaka zotra “F” teo  Andoharanofotsy izy ary niala teo amin’ny fiantsonana : “Fasika”. Gaga izy rehefa niala ilay fiara fa nivoha ny kitapony teo anoloany, efa tsy tao intsony ny fitoeram-bola sy ny entana sarobidy tahaka ny karatra fisotomambola amin’ny banky. Avy hatrany ilay tovovavy dia nanakana môtô ary tratra teo amin’ny fiantsonana afaka an’Ankadimbahoaka ilay taksibe, saingy efa niala teo Ankadimbahoaka ilay rangahy izay nahiahiana teo akaikiny sy ny vady aman-janany.

Mahana

Araka ny voalazan’ny mpamily tamin’ilay very fananana dia vao tafidina ilay lasibatra, nangataka hidina ilay raim-pianakaviana saingy ilay vadiny nitrotro zaza kely no nilaza fa aleo Ankadimbahoaka. Niverenana teo Ankadimbahoaka fa efa nanjavona ireo voarohirohy tamin’ity halatra anaty kitapo ity. Eo am-piomanana ny hametraka ny fitarainana any amin’ny mpitandro filaminana ny lasibatra eto am-panoratana ny vaovao. Samy variana no fiantson’ny fiarahamonina io fangalarana io izay tsy mifantoka noho ny hery hafahafa ny lasibatra.

Haja Nirina

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana