Dans la mme rubrique

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

28/10/2020

Berija, Rolly Mercia, Claudine Razaimamonjy, Mbola Rajaonah sy ny maro hafa, tratry ny haza lambo ireo mpiaradia tamin’ny fitondran’ny Hery vaovao ho an’I Madagasikara (HVM), raha ny fahitan'ny mpanara-baovao azy aloha.

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

28/10/2020

Niteraka resabe ny fivoahan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, any Eoropa ankehitriny.

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

Hamaky ny tohiny...

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

28/10/2020

“Fotodrafitrasa hahafahan` ny Malagasy miantsehatra ao anatin` ny harena an-kibon` ny tany entina hanodinana vatosoa no atsangana aty Vatofotsy izao” hoy

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

Hamaky ny tohiny...

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

28/10/2020

Notontosaina omaly ny fametraha na ara-pomba ofisialy an` ireo ben` ny tanàna ao amin` ny distrikan`i Betroka.

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

26/10/2020

Tsy misy mandeha araka ny tokony ho izy intsony ny raharaham-pirenena, ankehitriny.

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

Hamaky ny tohiny...

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

26/10/2020

Raha an-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 amin` ny fizarana ho faritra roa Vatovavy sy Fitovinany dia mitohy hatrany ny fangatahana sasany amin` ny fametrahana faritra faha-24.

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

26/10/2020

Misy tamin’ireo fitaovana tao amin’ny ozinin’ny TOP (Tiko Oil Product) sy ny Margarinerie Toamasina re fa lasa any amin’ny nosy Maorisy, hoy ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly nandritra ny fandaharana manokana nandeha tamin’ny haino aman-jery.Fitaoana avy any Allemagne izy ireo,

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

Hamaky ny tohiny...


Politique

JAMES RATSIMA Kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo

30/07/2019

Mivonona tanteraka hiditra amin’ny raharaha politika Atoa James Ratsima. Hilatsaka hofidiana Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra mantsy ny tenany raha sitrapon’Andriamanitra raha tsy hilatsaka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

 

 

 

  Mila olom-baovao ny firenena, hoy izy ary tsy voatery ho  amin’ireo antoko politika roa matanjaka ankehitriny. Nomarihiny fa mety tsy ho tanteraka amin’ny 28 oktobra ho avy izao, fotoana nomen’ny CENI ny fifidianana Ben’ny tanàna manerana ny Nosy noho ireo zava-misy maro samihafa.  Ankoatra izay, tsy mahatoky ny CENI sy ny HCC intsony  koa ny tenany tamin’ireo lalao maloto nataon’ireto farany tamin’ny fifidianana farany teo. Manahy ny amin’ny hametrahan’izao fitondrana izao PDS isaky ny kaominina Atoa James Ratsima. Mitady hiverina ny jadona, hoy izy ka mila mailo ny rehetra.

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana