Dans la mme rubrique

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

23/08/2019

Manoloana ny tsy fandraisan’anjaran’ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ny fandaniana ny sata mifehy ny mpanohitra sy ny mety hitranga aorian’izany dia nilaza ny fahitany ny toe-draharaha ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM,

Mpanohitra sy mpitondra Mpiara-miasa fa tsy mpifahavalo, hoy ny CFM

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

23/08/2019

Nahagaga ny nivoahan’ny depiote TIM tamin’ny fifidianana lehiben’ny mpanohitra teny Tsimbazaza satria raha tsy diso aho dia 100%,

Mpitondra fanjakana « Hahita afaka 5 taona… »

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

23/08/2019

Ny politika amin`ny ankapobeny dia tsy misy “adilahy” fa fombany io. Misy no tsy mitovy hevitra ary lojika raha misy ny adihevitra politika.

Fiainam-pirenena Variana amin`ny adilahy politika ny maro

Hamaky ny tohiny...

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

23/08/2019

Hafa mihitsy ny politika eto Madagasikara fa mitsimbadika ambony ambany.

Hafa mihitsy i Madagasikara Ny fitondrana indray no manohitra ny mpanohitra....

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

23/08/2019

Efa nanao antso avo ny fikambanana Adopt ny teo momba ny fanaovana an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina, indrindra ireo mpiasam-panjakana sy ireo avara-pianarana.

Fitantanana ny firenena Mahatsiaro atao an-jorom-bala ny zanak’i Toamasina

Hamaky ny tohiny...

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

23/08/2019

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

23/08/2019

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Hamaky ny tohiny...


Politique

Antenimieram-pirenena Mbola hisy fivoriana tsy ara-potoana indray

25/07/2019

Nifarana omaly alarobia 24 jolay rehefa naharitra herinandro ny fivorian’ireo solombavambahoaka teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza.

 

 Amin’ny ankapobeny, nanaraka ny lamina napetraka ny fandaharam-potoana satria vita soa amantsara ny fifidianana birao maharitra dia ny filoha, ny filoha lefitra enina, kestora telo, ireo mpampaka-teny. Teo ihany koa ny fananganana ireo vaomiera maharitra. Tanjona, hoy ny filohany, Christine Razanamahasoa ny hampiakatra ny lanjan’izy ity. Voahaja ny tanteraka ny voalazan’ny and. 74 sy faha 78 ao anatin’ny lalàmapanorenana ary koa ny and. 12 sy 13 ao anatin’ny fitsipika anatiny mifehy ny antenimieram-pirenena, hoy izy. Nitodika tany amin’ireo filoham-baomiera ny filoha ka nilaza fa  andry iankinan’ny fanajan-dalàna sy fanaraha-maso ny asan’ny fanjakana ary ireo tomban’ezaka samihafa amin’ny politikam-panjakana amin’ny ankapobeny izy ireo. Re moa omaly hariva fa mbola hisy indray ny fivoriana tsy ara-potoana iray hafa handinihana ireo lalàna maika hampandehanana ny raharaham-panjakana sy ny firenena, efa tafajoro rahateo ny governemanta.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana