Dans la męme rubrique

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanĂ na tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

05/08/2019

Eeeh ! Jean a ! Mba henoy ihany ny akama nahatafita na dia tsy omenao toerana aza.

Taratasin’i Jean Aoka tsy ho jamba !

Hamaky ny tohiny...

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

Mahereza e !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

18/07/2019

Da fetibe da fetibe ! Tadidinareo ve iny vazo iny ry Jean ? Faly mihitsy aho rangahy miarahaba anareo fa ankevitry ny ho

Taratasin’i Jean Da fetibe da fetibe !

Hamaky ny tohiny...

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

17/07/2019

Tena hafa, tsy fahita tato anatin’ny 59 taona marina ry jean iny nataonareo teny an-dapa iny a.

Zavatra tsy vita amin’izao dia efa eeee….

Hamaky ny tohiny...

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

15/07/2019

Tena miaiky aho ry jean kely fa tena fadin-drazanareo mihitsy izany ilay fanetren-tena a.

Fadin-drazanareo ve ny manetry tena ?

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Alefa indray ary e !

23/07/2019

Tsy maninona fa raketo indray ary aloha ry Jean a ! Alefa indray ary e ! Hitako ohatry ny mba efa miakatrakatra indray mantsy.

 

Aza asiana zesita mihitsy aloha fa sao dia oaiaka eo aa! Isika anie amin’izao efa eritreretin’ireo hoe isan’ny favy taorian’ny zava-bitan-drizalahy mazava loha farany teo iny e ! Tandremo ary miseho milay eo fa tonga aoouh! Izany Jean a! Tsy olana aloha fa rehefa bobaka fotsiny ny vokatra entina mody dia efa izay no zava-dehibe. Dia mba ampireveo milay daholo ny zandry kely any fa aza atao ory na inona na inona mihitsy ! Sao dia katilesy mantsy no sesefanareo an-dry zalahy sy zavavy any ! Kkk..!!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana