Dans la mme rubrique

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsaràna ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

Hamaky ny tohiny...

AMNESTY INTERNATIONAL

08/11/2019

Notehafan’ny fikambanana iraisam-pirenena Amnesty International ny fidinan-dRajoelina nijery ny fonja.

AMNESTY INTERNATIONAL

Hamaky ny tohiny...

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

07/11/2019

Mbola tafiditry ny olon-dratsy hatrany ny fihaonana lehibe iraisam-pirenena toy izay nitranga nandritry ny fihaonan’ny sehatra tsy miankina afrikanina tetsy amin’ny CCI Ivato omaly.

OLON-DRATSY TAFIDITRA AMINA FIVORIANA

Hamaky ny tohiny...

TSY MANAIKY PYLONE

06/11/2019

Mbola nanamafy ny fitokonana indray ireo mponina teny Ambohidraserika Mahazoarivo izay tsy manaiky ny hametrahana « pylône » an’ny Telma eo amin'ny tanàna.

TSY MANAIKY PYLONE

Hamaky ny tohiny...

JEAN LOUIS ROBINSON

31/10/2019

Voatendry ho masoivohon’i Madagasikara monina sy miasa any amin’ny repoblika entim-bahoakan’i Chine ny Dr Jean Louis Robinson.

JEAN LOUIS ROBINSON

Hamaky ny tohiny...

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

30/10/2019

Hamaly tsy ho ela ny governemanta, indrindra fa ny ministeran’ny angovo ny fikambanan’ny mpivarotra solika eto Madagasikara.

HAMALY BONTANA IREO MPIVAROTRA SOLIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FAMANTARANA NY TOETR’ANDRO

22/07/2019

Mbolalavitr'ezakatanterakanyfamantarana ny toetry ny andromalagasy. Novoizinamafynyhoe hilatsakahatranyamin'ny 0°C ny mari-pànamanombokaamin'ny 21 jolay.

Tsyizayanefa ny zava-nisyfatoamainkakoaazanahitanatara-masoandrosyhafananaihanyarytenatsara  nyandro. Disomatetikanyvinan'nysampanampamantatra ny toetry ny androarylasamanakorontana ny saim-bahoakaazaindraindray. Efamiomanasymandrayfepetanyolonakanefatsyizayakory no miseho. 

GOVERNEMANTA

Amin'nyAlarobiaizaofarafahatarany no hivoakanygovernemantafanintelonyizaytarihin’nyPraiminisitraNtsay Christian. Nikaon-dohafatratraireosolombavambahoaka IRD nyfaran'nyherinandroteomomba ny tolo-kevitr'izyireoamin’itygovernemantaity. Mbolametyahitanadepiotevaolanyteoindrayizanyhiditraaoanatinyrahanyfizotran’nylojikan’ityantokom-pitondrànaity. 

LALANA AMBILOBE VOHEMAR

Manombokaefamisokatranylàlanaizaymampitohyan’AmbilobesyVohemar tamin'ny faran'nyherinandroteo. Vita aoanatin’nydimyoranylalanarahatoaka 18 oranaroaandromihitsyazarehefafahavafatra no nanaovanaan’izanyteo aloha. Mbolahitaanefafafanamboaranavonjimaika no nataofatsymaharitra hoy ireompampiasalàlana.Tsymbolananombokakosanyfanaovanatara ny làlanahatramin'izaoaryrahaelaloatraizanydia ho simbaindrayilaylàlanaizaymbaefa vita amin’nyampahany. 

FIARANA BANKY NIVADIKA

Fiaraan’nybankyirayeo an-drenivohitra no nivadikatetsyamin’nyfidinan’Antsahamanitraizaymihazoan’Anosy. Voalazafavehivavy no nitondraizanyarytsynahafehynyfamiliana. Mbavoatazon’nyhazonaniryteoihanyfarahatsyizanydianilatsakatanyamin’nyarabeambany.Naratranympandehafakosambatsynisy ny ainanafoy. Tsyvaovoalohany no nisynylozam-pifamoivoizanaizaynitrangatamin’iotoeranaio, indrindra ho an’ireomamomamorehefaalin’nyzomakanandehamafyteoamin’nyfidinana. 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana