Dans la mme rubrique

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

24/02/2020

Nitsidika ny kaominina Maroalomainty sy Maroalompoty, distrikan’Ambovombe sy kaominina Sampona, distrikan'Amboasary Atsimo,

Kere any Atsimon’ny Nosy Andrasana ny vahaolana maharitra

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

24/02/2020

Marary mafy i Tabera Randriamanantsoa amin’izao fotoana izao, raha ny fampahafantarana sy ny antso avo ataon’ny fianakaviany.

Tabera Randriamanantsoa Marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

20/02/2020

Anisan’ireo fifanekem-pandaharan’asa (contrat programme) nataon’ny minisiteran’ny serasera sy kolontsaina tamin’ny filoham-pirenena ny famerenana ny vaky boky any an-dakilasy.

Famerenan-danja ny vaky boky Tafiditra ao anatin’ny «fanekem-pandaharan’asa»

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

20/02/2020

Nesorina tamin’ny toerany araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra natao ny 13 febroary lasa teo ny tale misahana ny “Regulation des Medias”

Tontolon’ny haino aman-jery Onjam-peo maro no mety hakaton’ny fanjakana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

20/02/2020

Mpiasam-panjakana ambony miisa 2 izay heverina fa hitazona toerana tena saropady eto amin’ny firenena no voatendry nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly alarobia 19 febroary.

Fitsarana sy Fanabeazam-pirenena Voatendry ireo sekretera jeneraly vaovao

Hamaky ny tohiny...

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

20/02/2020

Miantso ny tompon’andraikitra rehetra eto an-tanàna mba hijery akaky ny fako etsy amin’ny Paraky Soanierana fa efa tsy rariny intsony.

Paraky-Soanierana Maloto sy maimbo tanteraka ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

19/02/2020

Mitaraina ho tsy mbola nahazo karama volana janoary ny mpiasa amin’izao fotoana. « Very fanahy mbola velona izahay mpiasa ato amin’ny CNAPMAD (Centre National de Production de Matériel Didactique),

Mpiasan’ny CNAPMAD Hatramin’izao tsy azo ny karama janoary

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Hamirifiry mandritra ny telo andro Efa vonona amin’ny akanjo mafana ny olona

22/07/2019

Araka ny vinavinan’ny mpamantatra ny toetr’andro, dia hamirifiry ary hangatsiaka, hidina ambany dia ambany ny maripana amin’ireo faritra eto Madagasikara,

 

 

 ny eto afovoan-tany sy ny faritra misy tendrombohitra toy ny any Vakinankaratra izay nanomboka ny alahady teo ka hatramin’ny rahampitso talata. Hatanjaka be ny hatsiaka amin’io ary miiba 0°C ka hatramin’ny 4°C izany. Tokony hitandrina koa ireo olona mandeha sambo eny ambonin’ny ranomasina, fa hisy ny “anti-cyclone” mandritra io telo andro io.

Ho an’ireo mpivarotra akanjo mafana kosa dia nampitombo ny entana namidiny izy ireo. Ho an’ny renim-pianakaviana iray kosa dia efa miomana foana rehefa ririnina ary manao akanjo matevina hiatrehana ny hatsiaka. Ny sakafo koa atao tsara sy mafana, fa tsy atao be menaka. Tokony hihinana karazana voankazo toy ny voasary, papay, akondro, fa tsy sakafo mankarary vavony no hohanina. Mba hialana amin’ny aretina mety ho tonga tampoka toy ny gripa, ny kohoka ary ny tazo no antony ary eo koa ny torohevitra avy amin’ny dokotera.  Mpianatra roa ihany koa no efa niomana amin’ny fitafiana mafana toy ny “cache-nez”, bakiraro ary fonontanana. Ny sakafo fotsiny no atao tsara ary misotro zavatra mafana foana, hoy ireo olona nanaovana ny fanadihadiana.

Sitraka r.     

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana