Dans la mme rubrique

Hafatra

18/09/2019

Ho anareo mpifaninana ho ben'ny tanàna anio Antananarivo madio, no tanjona ka tadidio

Hafatra

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

11/09/2019

Dia ahoana ry Jean a ! Tsy laizina mihitsy ianareo ity a! Tena izany no hoe vao lasa mihitsy ve ilay olona dia miverina ny ratsy fanao?

Taratasin’i Jean Tsy laizina mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Mihaingo ambony tsikoko

05/09/2019

Dia ho sanatria ve mihaingo ambony tsikoko foana ? Mody milaza voky nefa farofy sy tena noana. Fihatsaram-belatsihy tsy misy fiafarany no efa mahazatra Takonana lava ny ratsy mba ampisehoana izay tsara

Mihaingo ambony tsikoko

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

29/08/2019

Io indray ianao ry Jean fa mody manao mampalahelo be an ! Sao dia heverinao fa misy hofetsenareo amin’izany ary eo ! Tsy misy io Jean a !

Taratasin’i Jean Tsy misy hofetsenareo

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

27/08/2019

Any ianao izay ry Jean ! Lasa tsy an-kiteniteny. Fa lasa aiza marina ianao e ?

Taratasin’i Jean Aiza ianao eee !

Hamaky ny tohiny...

Tsy avela hilatsaka an-davaka

13/08/2019

Antananarivo , an'ny Malagasy tsy an-kanavaka Renivohitr'i Gasikara, ka tsy azo avela hilatsaka an-davaka Mahasaropiaro antsika ka mila olona mahay mitantana Ben'ny tanàna tanora sady tia tanindrazana.

Tsy avela hilatsaka an-davaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

08/08/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Mangingina ny aty fa ny any aminao any izao no tsy haiko.

Taratasin’i Jean Mankahery hatrany eee !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Mahereza e !

19/07/2019

Tsy mihomehy loza aho ry Jean fa mba raharaha koa iny nahazo anao iny a ! Hay ve ka efa nitsidika an’ilay birao ianao ka mba efa nanantena hahazo ilay seza kinanjo….

 

 

voanjo e ! Ianao koa anie taitaitra be foana e ! Jereo ireny teo aloha kely teo ireny…ny mpitsara tsy mbola nitsioka ny kiririoka famaranana akory, ianareo efa be zesta be hoe nahafaty baolina 2. Ka tsy efa nanapoaka champagne sy nividy tsakitsaky mihitsy moa a ? Izao indray resy lahatra be ianao hoe ho lasa raprezy kely, ary efa be resaka tetsy sy teroa. Tratry ny pasy tolaka indray. Tena mafy kosa aloha e ! Rariny raha latsa-dranomaso ianao. Tandremo ihany ny fo fa maromaro ihany no tojo olana tamin’io a ! Aza dia be famaritra loatra e ! Ianao anie efa no tenenina foana fa eeee…ianao ilay mipentsopentsona io anie, hono, no tsy tian’i jean kely e ! Soa lavo hahay hamindra. Amin’ny manaraka mieritrereta tsara vao miteny zavatra fa tsy efa avy miteny vao mieritreritra. Izay aloha fa aza misosoka alahelo, aza manao alahelon-tseza koa fa tsy efa mba metimety ihany ve ianareo amin’izao ka mbola inona indray e ?

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana