Ho an’i Kristy
Hetsika natao hamondronana ny Kristianina rehetra
06/12/2019
Notanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina haharitra efatra andro ilay hetsika hamondronana ireo Kristianina rehetra misehatra amin’ny ara-barotra….
Ho an’i Kristy
Hetsika natao hamondronana ny Kristianina rehetra
Hamaky ny tohiny...
150 taona FJKM Imerinkasinina
Notokanana omaly ny valintafo sy « orgue » ho tsangambato
18/11/2019
Tontosa omaly ny famaranana ny jobily faha-150 taonan’ny FJKM Imerinkasinina. Nanamarika ity fanompoam-pivavahana ity ny fitokanana ny valintafo sy ny « orgue », izay tsangambaton’ny faha-150 taona.
150 taona FJKM Imerinkasinina
Notokanana omaly ny valintafo sy « orgue » ho tsangambato
Hamaky ny tohiny...
Raharaha Fiangonana METM
Hiakatra fampanoavana anio
15/11/2019
Miakatra fampanoavana anio etsy amin’ny lapan’ny fitsarana Anosy ny Pasitera ao amin’ny fiangonana FMKA Antohomadinika na Fiangonana mahaleotena karmela Ankorondrano, sampana Antohomadinika.
Raharaha Fiangonana METM
Hiakatra fampanoavana anio
Hamaky ny tohiny...
Hetsika ara-panatanjahantena AFIFAB
Raikitra ny fiadiana ny “Amboaran’ny filohan’ny FJKM”
04/11/2019
Eny amin’ny kianjan’ny sekoly Paul Minault Androhibe, nanomboka tamin’ny sabotsy 02 novambra 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny faha-20 novambra ho avy izao, no hanatontosana ny hetsika ara-panatanjahantena

COHEN BERA
Nindaosin’ny fahafatesana ny vady andefimandriny
04/11/2019
Nindaosin’ny fahafatesana ny Alakamisy lasa teo Rtoa Volahanta Cohen, vady andefimandrin’i Cohen Bera, filoha mpanorina ny finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima eto Madagasikara.
COHEN BERA
Nindaosin’ny fahafatesana ny vady andefimandriny
Hamaky ny tohiny...
Fiangonana Anglikanina Ambanidia
Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao
31/10/2019
Toy ny fanaony isan-taona dia hanamarika ny fetin’ny taranaka indray ny fiangonana anglikanina (EEM) Ambanidia ny alahady 03 novambra 2019 izao.
Fiangonana Anglikanina Ambanidia
Hiatrika ny fetin’ny taranaka ny 3 novambra izao
Hamaky ny tohiny...