Dans la mme rubrique

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

23/08/2019

Tovolahy iray mpisandoka ho miaramila no nifanehitra tamin’ireo tena miaramila mpanao fisafoana amin’ny alina.

Miaramila sandoka teny Analakely Fanamian’ny rainy efa maty no entiny manala azy

Hamaky ny tohiny...

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

23/08/2019

Ny ankamaroan’ireo Bar misokatra ao amin’ny Boriborintany fahatelo dia saika manaja ny ora fidina amin’ny 9 ora alina avokoa, saingy, mbola misy ny manidy ny varavarana fotsiny, nefa mbola misy olona misotro ao anatiny.

Bar – karaoke – Discothèque Mila alalana any amin’ny prefe raha hanitatra ny ora fisokafana

Hamaky ny tohiny...

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

23/08/2019

Eo am-pidinana ifotony hizaha ny mpandray any Mahajanga sy mpivarotra ambongadin'ny rongony avy any Ambanja ary ireo roalahy tafaporitsaka ny mpitandro filaminana.

Trafikana zavamahadomelina Rongony 86 kg indray no tratra tany Port-Berger

Hamaky ny tohiny...

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

23/08/2019

Nahazo vahana tato ho ato ny fivadiham-pitokisana niafara tamin’ny halatra vola be, indrindra amin’ny fotoana androtsahana izany amin’ny banky.

Halatra 120 tapitrisa ariary tany Antsirabe Ny mpiasany ihany no namadika ilay mpambongady

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

23/08/2019

Mitohy hatrany ny fanentanan’ny CIRGN Toliara na Circonscription inter-régionale de la gendarmerie nationale ho an’ireo mpamily mampiasa ny lalam-pirenena faha-7 ho fiarovana amin’ny lozam-pitaterana.

Ady amin’ny lozam-pifamoivoizana sy kolikoly Nanentana ny mpampiasa lalana ny CIRGN Toliara

Hamaky ny tohiny...

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

22/08/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizna teo amin’ny «digue» Andohatapenaka omaly hariva. Samy fiara mpitatitra no nifandona mafy.

Digue - Antohatapenaka 10 mahery noratrain’ny taksibe roa nifandona

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

22/08/2019

Araka ny fampitam-baovao ofisialy teo amin'ny hopitaly HJRA, vita avokoa ny fomba arahina araka ny lalàna iraisam-pirenena mahakasika ny fatin'ilay tovovavy anglisy Alana Cutland.

Raharaha Alana Cutland Tsy nisy fanampim-baovao hafa azo tamin’ny fitiliana ny razana

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fanararaotana ny ampahefa-dalan’ny CAN Nisy mpitoraka fiara sy mpanao halabotry tra-tehaky ny polisy

13/07/2019

Araka ny tatitry ny polisim-pirenena mikasika ny filaminana ny alakamisy 11 jolay teo, taorian’ny lalaon’ny Barea, tany amin’ny faritra Atsimondrano, olona efatra no voasambotra raha nikasa hitoraka fiara mandalo.

 

 

 

« Lozam-pifamoivoizana roa no nitranga ka roa no naratra. 2 ny hala-botry, telo nosamborina nentina hatao fanadihadiana. Mikasika ny teo Analakely sy ny manodidina, vehivavy iray voatoraky ny asidra, Lehilahy lehilahy iray hafa voatataky ny antsy ny tarehiny», araka ny vaovaon’ny polisy. Nanampy fanazavana moa ny mpitandro filaminana fa olona no nitatitra tany amin’ny polisy ireo tranga ireo raha ny vaovao omaly hariva.

Raha ny vaovao teo amin’ny HJRA, tsy nahitana narary na maty vokatry ny faharesen’ny Barea. « Avy nitety ny sampandraharaha rehetra tany aho, hatrany amin’ny fameloman’aina sy ny vonjiaina ary ny tranom-paty fa tsy nisy fiakarana tosidra mihitsy halina(ndlr alakamisy alina). Tsy nahitana toran’ny fibobohana zava-pisotro mahamamo ihany koa. Mahay resy ny Malagasy tamin’ity ampahefa-dalana tamin’ny CAN 2019 ity, nahay nampionona ny fo ihany koa ka tsy nisy vokadratsiny tamin’ny fahasalamana tahaka ny tebiteby teo aloha tamin’ny ampahavalon-dalana», hoy ny  Tompon’andraikitry ny serasera eo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha,  Alexandre Ratolojanaharimanana.

Haja Nirina

 

 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana