Dans la męme rubrique

Belo Tsiribihina Voarohirohy ho namono olona indray ny miaramila

19/07/2019

Araka ny loharanom-baovaon’ny fianakavian’ny lasibatra, izay naparitany tamin’ny tambajotran-tserasera, heveriny fa noho ny tondro molotra dia natolotra ny miaramila ny momba an’i Raly Tovony.

Belo Tsiribihina Voarohirohy ho namono olona indray ny miaramila

Hamaky ny tohiny...

Sinto-mahery sy halatra moto Babo ireo mpanendaka amin’ny alina eny Tanjombato

19/07/2019

Voasambotry ny polisin’i Tanjombato ny 16 sy 19 jolay teo noho ny resaka fanendahana amin’ny alina eny amin’iny faritra iny ireo jiolahy efatra.

Sinto-mahery sy halatra moto Babo ireo mpanendaka amin’ny alina eny Tanjombato

Hamaky ny tohiny...

FISAVAN’NY ZANDARIN’ANKADINONDRY Gadra 2 nikasa hanafika fanineniny tamin’ny basy tra-tehaka

19/07/2019

Gadra nitsoaka ny taona 2016 sy tovolahy iray mbola manefa sazy ao Tsiroanomandidy saingy nahazo fahefana miasa aty ivelany no tra-tehaka niaraka tamin’ny basy hanatanteraka fanineniny ny asa ratsin’izy ireo.

FISAVAN’NY ZANDARIN’ANKADINONDRY Gadra 2 nikasa hanafika fanineniny tamin’ny basy tra-tehaka

Hamaky ny tohiny...

Ambatoboeny Nahazo efitrano sekoly sy paositry ny polisy

19/07/2019

Ny talata lasa teo no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ireo fotodrafitrasa nangatahin’ny mponina tao amin’ny distrikan’Ambatoboeny, faritra Boeny.

Ambatoboeny Nahazo efitrano sekoly sy paositry ny polisy

Hamaky ny tohiny...

Zandarimariam-pirenena Handray mpianatra ho zandary 1200

19/07/2019

Nampahafantarina nandritra ny filankevitry ny minisitra teny amin’ny Lapan’i Iavoloha ny alarobia 17 jolay lasa teo ny famoahana didim-panjakana momba ny fandraisana mpianatra ho zandary miisa 1200 ho an’ny taona 2019-2020.

Zandarimariam-pirenena Handray mpianatra ho zandary 1200

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny “Mandela Day” Ankizy sahirana sy voafonja 600 nomena fanampiana

19/07/2019

Nankalazaina omaly alakamisy 18 jolay ny « Mandela Day », ahatsiarovana ny daty nahaterahan’i Nelson Mandela niady

Fankalazana ny “Mandela Day” Ankizy sahirana sy voafonja 600 nomena fanampiana

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana , Kidnapping, fandrobana volabe Jiolahy iray voapaingotra teny Tsimbazaza

18/07/2019

Dahalo raindahiny efa kalaza tamina fandrobana lelavola mitentina 30.000.000 ariary sy fanaovana takalon’aina tany Maevatanana ary mpanakan-dalana nampitondra faisana ireo mpampiasa ny lalam-pirenena faha-7 mihazo ny faritra atsimon’i Madagasikara no tra-tehaky ny polisy.

Fanafihana , Kidnapping, fandrobana volabe Jiolahy iray voapaingotra teny Tsimbazaza

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Fanafihana misesisesy Tratra teo am-pamakiana trano ilay jiolahy nikoizana

12/07/2019

Tratra niaraka tamina jiolahy iray ny entana toy ny volafotsy, vola madinika mitotaly 30.000 Ar latsaka kely avy nangalariny tamina vaky trano niseho teny Ambohimangakely izay notanterahin'ireo jiolahy ny alahady teo.

 

 

Vokatry ny fiaraha-miasa teo amin’ny zandary eo Alasora sy ny fokonolona Ambohidrazaka dia voasambotra ny jiolahy iray 24 taona monina eny Ambohimanatrika, Tanjombato, Atsimondrano  saika hamaky trano teo an-toerana tamin’ny  alahady teo tokony ho tamin’ny 10ora sy sasany maraina. Tratra niaraka tamin’ny jiolahy ny moto scooter  marika « Yamaha » sy sakaosy nisy « barre à mine », antsibe, poignard, « flèche à bille », fonosana roa  ana basy poleta « calibre 7,65mm ».  Tafatsoaka kosa ny namany iray, afak’omaly no natalotra fitsarana ny raharaha izay nifarimbonan’ny zandary avy ao amin’ny paositra Alasora sy ny Borigadin’Ambohimangakely.

Haja Nirina

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana