Dans la męme rubrique

TANIM-PANJAKANA

16/01/2020

Nambaran’ny tatitry ny filankevitry ny minisitra omaly fa antontan-taratasy miisa 19 vokatry ny hosoka no navoakan’ny teoanivon’ny

TANIM-PANJAKANA

Hamaky ny tohiny...

MBOLA NIFETY IHANY

13/01/2020

Na dia efa nilaza aza ny fanjakana fa tsy hisy ny fetin'ny fankalazana ny fifampiarahabana nahatratra ny taona, misy amin'ny sampan-draraharaha ao amin'ny fitondrana maro ihany no manao fety.

MBOLA NIFETY IHANY

Hamaky ny tohiny...

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

10/01/2020

Valo lahy mitazona basy marovava na kalachnikov no nanafika ny toeram-pivarotana enta-madinika iray tetsy Ambohijanaka.

FANAFIHANA TENY AMBOHIJANAKA

Hamaky ny tohiny...

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

07/01/2020

Nahomby ny mpiambin’Anosibe omaly tamin’ny asany. Teo am-pamakiana tsena ny telo lahy no saron’izy ireo.

TRATRA IREO MPAMAKY TSENA

Hamaky ny tohiny...

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

03/01/2020

Dimy no maty teto an-drenivohitra tamin’ny taom-baovao. Ny efatra tamin’ireo dia ankohonana iray tetsy Ambohidrapeto.

RINDRINA NIHOTSAKA NAMONO OLONA

Hamaky ny tohiny...

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

21/11/2019

Raikitra ny rombo tetsy Ambohimiandra teo amin’ny mpamily taksibe sy ny mpandeha.

ROMBO TENY AMBOHIMIANDRA

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

20/11/2019

Anio no hanomboka ny fitsarĂ na ilay raharaha famonoana ho faty tamin'ny fomba feno habibiana ireo telo mianaka tao Imerintsiatosika.

VONO OLONA TENY IMERINTSIATOSIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fanaovan-gazety

11/07/2019

Tsy kely lalana tokoa ny ratsy ary mampametra-panontaniana hoe mpanao gazety tokoa ve sa tsia no nahavita naka finday

 

 

ana mpanao gazety hafa ary tsy namerina izany tamin’ny tompony intsony omaly nandritry ny tafa natao tamin’ny mpanao gazety iray tetsy Bel Air ? Araka ny nambaran’ny lasibatr’ity tranga ity moa dia mpanao gazety vitsivitsy izy ireo no teny an-toerana ary miantso ilay naka ny fananany ny tenany mba hamerina izany amin’ny tompony mialoha ny tsy hitaran’ny raharaha.

Fanohanana ny Barea

Tsy ny Malagasy irery intsony ankehitriny no manohana ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra any amin’ny CAN fa hatramin’ireo teratany vahiny ihany koa. Nisy ampahany amin’izy ireny moa no maneho ny sarin’izy ireo miaraka amin’ny fihetsika sy fanamiana entina hanambarana izay fanohanana izay.

Resaka Barea hatrany dia ilay vodilaharan’ny Barean’i Madagasikara, Thomas Fontaine, izany sisa no hany mpilalaon’ilay klioba divizionina voalohany frantsay, Stade de Reims, mandray anjara amin’izao dingana famaranana ny CAN izao. Antenaina fa hitondra fivoarana amin’ny traikefany amin’ny tontolon’ny baolina kitra izany.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana