Dans la mme rubrique

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

07/04/2020

Re fa novaina ny toerana izay ipetrahan’i Mbola Rajaonah ao amin’ny fonjan’i Tsiafahy.

Mbola Rajaonah Natoka-monina tanteraka …

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

07/04/2020

Miady amin’ny zavatra tsy fantatra sy tsy nampoizina, izay mila fahakingana. Tsy sanatriavin’ny vava mitady toerana sy mitady fahefana aho, fa te hanampy, te hizara traikefa, hoy i Marc Ravalomanana omaly tamina fandaharana manokana.

Marc Ravalomanana “Ho very eto isika raha tsy mifanampy”

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

06/04/2020

Tohizana ny ezaka efa natomboka, hoy ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny kabariny halina ;

Mitohy ny fihibohana ! Mikatona ny sekoly, tsy misy fitateram-bahoaka…

Hamaky ny tohiny...

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

06/04/2020

Ny sabotsy lasa teo no nandray ireo filoham-piangonana eo anivon` ny FFKM, sy ireo filohanà andrim-panjakana,

Fakan-kevitra Voahilika ireo hery politika sy fiarahamonim-pirenena

Hamaky ny tohiny...

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

06/04/2020

Fanalam-baraka, manosika ny olona tsy hitia ny filoham-pirenena no ambara fa vesatra hanenjehana an-dRahelisoa,

Arphine Rahelisoa Tsy mbola fantatra ny daty hitsarana azy

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

04/04/2020

Hanao kabary amin’ny vahoaka Malagasy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina rahampitso alahady 4 aprily, momba ny fanapahan-kevitra lehibe taorian’ny fihibohana 15 andro.

Fahasalamana, Politika, Toekarena Ho sarotra ny fanapahana !

Hamaky ny tohiny...

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

04/04/2020

Ireo loholona, amin` ny alalan` ny filohany Rivo Rakotovao, dia niantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

Loholon` i Madagasikara Miantso fihaonana amin` ny Filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kaominin’Ankaraobato Mbola kandida Ben’ny tanàna i Randriamiarisoa Gilbert

10/07/2019

Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanànan’Ankaraobato Randriamiarisoa Gilbert amin’ny fifidianana hotanterahina ny volana oktobra ho avy izao.

 

 

Tsy mbola  fantatra kosa anefa na hilatsaka amin’ny anaran’ny tsy miankina ny tenany na antoko politika fa vao hivory hiaraka amin’ireo  mpiara-miasa aminy. Antony mbola hirotsahany raha araka ny fanazavany omaly ny fahitany fa mbola betsaka ny asa tokony hotohizana ao Ankaraobato. Anisan’izany ohatra  tranon’ny zokiolona, ny fanatsarana ny EPP ao Ifarihy,  ny lalana ao Ankadinandriana mirefy 110 m izay vao tonga omaly ny fitaovana ary haharitra iray volana ny asa.  Toraka izany koa ny lalana ao Ankadilalampotsy mirefy 240 m  izay ezahina hovitaina amin’ny volana  aogositra ny asa…..Na izany aza  anefa dia tsiahivina fa maro koa ireo asa efa  vitan-dRandriamiarisoa Gilbert tao Ankaraobato  raha tsy hilaza afa-tsy ny fanamboarana EPP vaovao  ao Ankadinandriana, ny fanitarana ny biraon’ny kaominina izay lasa nisy efitrano fanaovana mariazy, ny lalana ao Ankadilalampotsy….

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana