Dans la mme rubrique

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

18/07/2019

Tafakatra amin’ny dingana famaranana amin`ny « Start-up : Entrepreneur-ship World cup” ny orinasa Ikiray Miel de Madagascar, izay orinasa mpamokatra tantely avy eto amintsika.

Tantely avy eto Madagasikara Anisan`ny tsara indrindra maneran-tany

Hamaky ny tohiny...

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

17/07/2019

Raha oharina ny taona 2018 dia niakatra 15% ny tombony azo tamin’ny fanondranana lavanila teto Madagasikara tamin’ity fiandohan’ny taona ity.

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

Hamaky ny tohiny...

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

17/07/2019

Nahatratra 196.806 isa ireo mpizahatany nandalo teto Madagasikara hatreto ho an’ity taona 2019 ity raha toa ka 183.372 tamin’ny taon-dasa, izany hoe nitombo 13.434.

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

17/07/2019

Tamin'ity taona 2019 ity dia 900 kilao ireo rongony saron'ny mpitandro ny filaminana ka anisan’izany ny heroïne, ny cocaine ary ny cannabis izay matetika saron'ny mpitandro ny filaminana eny amin'ny fadin-tseranana.

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

16/07/2019

Ny faritra Alaotra Mangoro sy Itasy ary Vakinankaratra no nanatanterahana ny tetikasa andrana Af-Rice noho ny fihenan’ny voka-bary tany.

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

Hamaky ny tohiny...

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

16/07/2019

Aty amin’ny firenena mahantra tahaka an’i Madagasikara dia ahitana tanora maro marefo amin’ny sehatra fampianarana sy ny fampananana asa.

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

15/07/2019

Efa maro sahady ireo atrikasa natao sy fifanarahana nosoniavina tamin’ireo firenena matanjaka hatramin’ny niovan’ny fitondrana.

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Tombola BNI Madagascar Nanolorana valisoa ireo nandray anjara

10/07/2019

Tsy nanadino ireo olona nandray anjara tamin’ilay tombola nokarakarainy tamin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera facebook ny banky BNI Madagascar mikasika ny fandraisan’ny ekipam-pirenena BAREA anjara amin’ny lalao CAN 2019.

 

 Nisy ilay hetsika « Barea Saturday »  notanterahiny nifandraika tamin’izany ny sabotsy teo teny Ankorondrano ka olona maromaro no notolorana fanomezana. Tsiahivina moa fa vonona hatrany ny hanampy ireo olona maniry ny hanokatra kaonty ao aminy ity banky iray ity. Mahazo tee-shirt Barea sy  kaskety avy hatrany ireo izay nanao, amin’ny maha mpanohana ny lalao ny banky BNI. Natao kosa ny “Barea Saturday” hampahafantarana ny olona ny fomba fidirana ho mpikambana ao amin’ny banky sy hampavitrika ny rehetra handray anjara amin’izany.

 

 

 

Pati

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana